06/09/2026
Hoy Jesosy taminy: Mitsangana, ento ny fandrianao, ka mandehana. Jaona 5:8
Jaona 5:1-14
=> Jesosy no Betesdan'ny mino
=>Betesda= tranon'ny famindrampo, fitoeran'ny fampindrampo, lapan'ny famindrampo
Fanaovambeloma an'ny Pastora Elias Randriamalala 🕊 teto @ fitandremana Grenoble-Lyon.
Manomboka eto dia ny Pastora Janera Lucien no mitondra ny fitandremana.
Ho Voninahitr'Andriamanitra