FKMR - Lyon

FKMR - Lyon Ny FKMR dia Fiangonana Katôlika Malagasy eto Rhône. Malagasy maro sy vahiny no mivondrona sy miara-miaina ato ary eto Rhône (Lyon - France) no misy azy.

Manana lamesa isam-bolana ny FKMR, ka raha sendra mandalo eto ianao, dia aza misalasala manantona.

23/08/2026

Miarahaba antsika rehetra.
Misy fangatahana fitadiavana an'ny Ramatoa kely Lovaniana Andrea ity avy amin'ny havany avy any Madagasikara sao mba fantatsika ato. Ilazao izy raha fanatatrao fa mitady azy mafy ny dadatoany Mr Tekillah Faliniaina mahakasika ny fahasalaman'ny dadan'i Lovaniana Andrea.
Misaotra sahady amin'ny fanampiantsika.

06/06/2026

Isaorana ary ankasitrahana ireo rehetra tonga nanotrona ny kermesse izay nonarakarain'ny FKMR ny sabotsy 6 jona 2026 lasa iny. Isaorana ireo rehetra nikarakara sy nanatontosa iny hetsika iny. Ho tsaratsara kokoa noho izay ny andiany manaraka , ary raisina an-tanan-droa ireo soso-kevitrareo rehetra ho fanatsarana ny ezaka. Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia ny finiavana nasehonareo tsirairay.
Misaotra indrindra Tompoko.
Ny Birao FKMR.

Ampahatsiahivina isika fa hisy ny Kermesse lehibe ny 06 Jona 2026.Ho fotoana iray hanehoana sy hiainana ny maha-Malagasy...
16/05/2026

Ampahatsiahivina isika fa hisy ny Kermesse lehibe ny 06 Jona 2026.
Ho fotoana iray hanehoana sy hiainana ny maha-Malagasy antsika izany,

🎉 Journée de l’Aumônerie des Catholiques Malgaches du Rhône 🎉
✨ Finoana – Fitiavana – Fiarahana ✨
📅 Samedi 6 juin – 45 avenue Berthelot 69007

🎯 Ho hitanao eny an-toerana:
⛪ Stand des activités pastorales:
Présentation de l’aumônerie FKMR et de ses activités pastorales.
🍛 Repas : Vary sy laoka (Inscription : https://forms.gle/YbASfMmsVX19ePbS7 )
🎶 Animation pendant le repas.
🥤 Boissons
💃 Après-midi culturel à la grande salle : dihy, tononkalo, sns
👶 🎈 Espace enfants
🌿 Animations 🏀 en plein air avec les jeunes
🍪 Stand de snacks salés
☕ Stand de café gourmand..

Tongava maro miaraka amin’ny fianakaviana sy namana, hifaly, hilanonana ary hanohana ny Fiangonana.

Site officiel:
https://www.fkmr-lyon.fr

Fantatrao ve fa niova loko ny tranon-kalam-pifandraisantsika. Aza misalasala mitsidika ny https://www.fkmr-lyon.fr/ fa h...
13/05/2026

Fantatrao ve fa niova loko ny tranon-kalam-pifandraisantsika. Aza misalasala mitsidika ny

https://www.fkmr-lyon.fr/

fa ho hitanao ao daholo ny vaovao rehetra mahakasina ny fiaimpiainan'ny Communauté Katôlika Malagasy Eto Lyon.

Araho hatrany ny page tsika

Ampatsiahivina dieny eto fa misy ny hetsika Kermesy lehibe izay karakaraina ny 06 jona 2026 ho avy izao. Io ny andinindi...
12/05/2026

Ampatsiahivina dieny eto fa misy ny hetsika Kermesy lehibe izay karakaraina ny 06 jona 2026 ho avy izao. Io ny andinindininy dia tongava daholo. Entano ny tapaka sy namana rehetra fa ho afakandro ianao sy ny ankohonanao ;)

18/11/2025

Faly mizara ny akon’ny recollection
Andro feno fitiavana sy finoana 🕊️
Andro nihaonantsika tamin’ny Tompo ⛪️

06/09/2025

Miarahaba antsika rehetra ary mirary fidirana feno fahazotoana ho antsina rehetra amin'ity taom-pikatrohana 2025-2026 ity.
Noho izany indrindra no hilazana amintsika rehetra fa ny lamesa fanokafana ny taona dia ny alahady 14 septembre 2025. Ny toerana dia tsy miova 13 rue Père Chevrier Lyon 7.
Mirary soa ary ô.

31/05/2025

Toa izao ny ambiansy sy ny danse nataonay solon-tenan'ny FKMR aty Aprilia Parrocchia Spirito Santo Italie. Tsara e!

31/05/2025

Après-midi culturel
Pèlerinage de l'espérance
Rome Italie 2025.

J3 - Pèlerinage à Rome.Conférence avec le Père Gaston Martin.𝙻𝚘𝚑𝚊𝚑𝚎𝚟𝚒𝚝𝚛𝚊 : 𝐌𝐩𝐢𝐯𝐚𝐡𝐢𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 Nazoto ary nandray an...
31/05/2025

J3 - Pèlerinage à Rome.
Conférence avec le Père Gaston Martin.
𝙻𝚘𝚑𝚊𝚑𝚎𝚟𝚒𝚝𝚛𝚊 : 𝐌𝐩𝐢𝐯𝐚𝐡𝐢𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚
Nazoto ary nandray anjara ireo délégation'ny FKMR.
Sary : 𝓑𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓜𝓪𝓱𝓪𝓷𝓭𝓻𝔂

Adresse

13 Rue Du Père Chevrier
Lyon
69007

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FKMR - Lyon publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FKMR - Lyon:

Raccourcis

Partager