VOMM FJKM Frankfurt - Page

VOMM FJKM Frankfurt - Page VOMM FJKM Frankfurt nanomboka ny 17 mai 2025.

Matio 11:28 "Mankanesa ary amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho hanome anareo fitsaharana."

Fiadanana e🌼Ity zaraina manaraka ity indray ny fandaharam-potoana eto amin’ny VOMM FJKM Frankfurt ny volana Septambra. T...
08/09/2026

Fiadanana e🌼

Ity zaraina manaraka ity indray ny fandaharam-potoana eto amin’ny VOMM FJKM Frankfurt ny volana Septambra.

Tahin’ny Tompo daholo o🙏

Faly manasa anao indray amin’ny fotoam-pivavahana eto amin’ny Vomm Fjkm Frankfurt ✨🙏📅Asabotsy 29 Aogositra 2026🏪 11 ora📍...
26/08/2026

Faly manasa anao indray amin’ny fotoam-pivavahana eto amin’ny Vomm Fjkm Frankfurt ✨🙏

📅Asabotsy 29 Aogositra 2026
🏪 11 ora
📍 Heusingerstraße 1, 65934 Frankfurt-Nied

Misy fiaraha-misakafo aorian’ny fotoana ka hanasana antsika tsirairay avy samy hitondra loaka hifampizarana (Sosisy sy tsaramaso). Ny vary sy ny lasary no efa misy.

Faly manasa antsika ny Vomm Fjkm Frankfurt @ vondrom-bavaka en ligne📆 Alatsinainy 24 août 2026 🕰️ 8 ora hariva.Izay mbol...
20/08/2026

Faly manasa antsika ny Vomm Fjkm Frankfurt @ vondrom-bavaka en ligne
📆 Alatsinainy 24 août 2026
🕰️ 8 ora hariva.

Izay mbola maniry hiditra ao @ groupe messenger dia afaka mandefa hafatra miafina na miditra @ groupe "Vondrom-bavaka Vomm Fjkm Frankfurt".

"Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso azy, dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa."
Salamo 145, 18

Tahin'ny Tompo 🙏🏻

Faly manasa anao indray amin’ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana✨🙏📅Alahady 23 Aogositra 2026🏪 11:00📍 Dreifaltigkeitskir...
18/08/2026

Faly manasa anao indray amin’ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana✨🙏

📅Alahady 23 Aogositra 2026
🏪 11:00
📍 Dreifaltigkeitskirche
Oesterstr. 126, Frankfurt Nied

Hisy fiaraha-misakafo aorian’ny fotoana, hanasana antsika samy hitondra sakafo hifampizarana.

Ny VOMM FJKM Frankfurt dia faly manasa antsika amin’ny fiarahana mandinika Soratra Masina izay atao ny Asabotsy 15 Aogos...
13/08/2026

Ny VOMM FJKM Frankfurt dia faly manasa antsika amin’ny fiarahana mandinika Soratra Masina izay atao ny Asabotsy 15 Aogositra ho avy izao, manomboka @ 1 ora sy sasany (13:30).

📍Heusingerstrasse 1, 65934 Frankfurt-Nied

Tahin’ny Tompo🙏

09/08/2026

🙏

Faly manasa anao indray amin’ny fotoam-pivavahana eto amin’ny Vomm Fjkm Frankfurt ✨🙏📅Asabotsy 8 Aogositra 2026🏪 1:30 ora...
05/08/2026

Faly manasa anao indray amin’ny fotoam-pivavahana eto amin’ny Vomm Fjkm Frankfurt ✨🙏

📅Asabotsy 8 Aogositra 2026
🏪 1:30 ora
📍 Heusingerstraße 1, 65934 Frankfurt-Nied

Misy fiarahana miala hetaheta aorian’ny fotoana ka hanasana antsika rehetra.

Fiadanana e🌼Ity zaraina manaraka ity indray ny fandaharam-potoana eto amin’ny VOMM FJKM Frankfurt ny volana Aogositra. T...
04/08/2026

Fiadanana e🌼

Ity zaraina manaraka ity indray ny fandaharam-potoana eto amin’ny VOMM FJKM Frankfurt ny volana Aogositra.

Tahin’ny Tompo daholo o🙏

Adresse

Frankfurt

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von VOMM FJKM Frankfurt - Page erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Kultstätte Kontaktieren

Nachricht an VOMM FJKM Frankfurt - Page senden:

Verknüpfungen

Teilen