CCG Madagascar

CCG Madagascar CCG dia manaraka ny fampianarana voalohan’ny Fiangonana naorin’i Kristy sy ny Apôstoly.

08/09/2026

Ny Lalàna dia ahitana didy roa. Ireo Didy Lehibe Roa ireo no fototry ny lalàna manontolo sy ny teni-vavolombelon’ireo mpaminany, anisan’izany i Jesosy Kristy, araka ny voasoratra ao amin’izay fantatra amin’ny hoe ny Baiboly. Ny Didy Lehibe Voalohany dia voasoratra toy izao: Tiavo an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra, ary ny Didy Lehibe Faharoa dia mitovy amin’izany ihany koa: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.

Ny Lalàna dia ahitana didy roa. Ireo Didy Lehibe Roa ireo no fototry ny lalàna manontolo sy ny teni-vavolombelon’ireo mpaminany, anisan’izany i Jesosy Kristy, araka ny voasoratra ao amin’izay fantatra amin’ny hoe ny Baiboly. Ny Didy Lehibe Voalohany dia voasoratra toy izao: Tiavo an’i Je...

06/09/2026

Voasoratra hoe : Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay zavatra rehetra an’ny namanao. Ity antontan-taratasy ity dia manazava ny firafitra manontolon'ny Lalàn'Andriamanitra eo amin'ny fampiharana azy amin'io didy manokana io, araka ny fanazavan'ireo mpaminany sy ny Testamenta, sady mifanaraka amin'ny Famakiana ny Lalàna mandritra ireo Taona Sabata.

Voasoratra hoe : Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay zavatra rehetra an’ny namanao. Ity antontan-taratasy ity dia manazava ny firafitra manontolon'ny Lalàn'Andriamanitra eo a...

Ity Sabata ity no Sabata farany amin’ny volana Elul. Aorian’izay dia hiditra amin’ny volana Tishri isika, manomboka amin...
04/09/2026

Ity Sabata ity no Sabata farany amin’ny volana Elul. Aorian’izay dia hiditra amin’ny volana Tishri isika, manomboka amin’ny Fetin’ny Trompetra, izay hitontona amin’ny Andro Fahenina, antsoina hoe zoma, manomboka amin’ny 11 septambra 2026.

Raha tsy manatrika an’io Famakiana io ireo Vavolombelona Roa, dia tena azo inoana fa hanatrika izany izy ireo amin'ny Famakiana manaraka, amin'ny taona 2027, ary koa amin’ny Fanambarana ny Taonan’ny Fahasoavan’ny Tompo, izay hanamarika ny faha-roa arivo taona tamin’ny fanambaran’ilay Mes...

Miandry fatratra ny Fetin'ny Tabernakely sy ny Famakiana ny Lalàna isika, ary koa ny fihaonana indray amin'ny fianakavia...
28/08/2026

Miandry fatratra ny Fetin'ny Tabernakely sy ny Famakiana ny Lalàna isika, ary koa ny fihaonana indray amin'ny fianakaviana sy ny namana.

Miandry fatratra ny Fetin'ny Tabernakely sy ny Famakiana ny Lalàna isika, ary koa ny fihaonana indray amin'ny fianakaviana sy ny namana. Mivavaka isika mba ho fotoana fitsaharana, fanarenana ary fanavaozana ny fahatakarana ara-panahy momba ny Lalàna sy ny lalana tokony halehantsika izany fotoana i...

28/08/2026

Voasoratra hoe: “Aza manao vavolombelona mandainga.” Ity lahatsoratra ity dia manazava ny rafitra manontolon’ny Lalàn’Andriamanitra araka ny fampiharana azy amin’ity Didy ity, araka izay novelabelarin’ireo mpaminany sy ireo Testamenta, mifanaraka amin’ny famakiana ampahibemaso ny Lalàna izay voatendry hatao amin’ny Taona Sabata.

Voasoratra hoe: “Aza manao vavolombelona mandainga.” Ity lahatsoratra ity dia manazava ny rafitra manontolon’ny Lalàn’Andriamanitra araka ny fampiharana azy amin’ity Didy ity, araka izay novelabelarin’ireo mpaminany sy ireo Testamenta, mifanaraka amin’ny famakiana ampahibemaso ny Lal....

Mirary Sabata mahafinaritra.
21/08/2026

Mirary Sabata mahafinaritra.

Ity Sabata ity dia mifanandrify amin'ny Andro Fahafolo amin'ny Volana Fahenina amin'ny taona faha-49 amin'ny Jôbily faha-120; izany hoe ny 22 aogositra 2026. Ity no taona alohan'ny farany amin'ny fanjakan'i Satana nandritra ny 6000 taona teto an-tany, alohan'ny handraisan'i Kristy ny fitondrana. Am...

19/08/2026

Ny Fanajakana manadrakizay an'Andriamanitra (Lah 144)/ Fandikan-teny nohavaozina, 2026

Ity fianarana ity dia manazava ny vokatra farany sy ny tanjon'ny Drafitry ny Famonjena. Ny Tanànan'Andriamanitra dia hazavaina ato (jereo koa ilay antontan-taratasy: Ny Tanànan’Andriamanitra (Lah. 180)) ary ny heviny ara-panahy dia fantatra. Ny fifindran’Andriamanitra ho ao amin’ity rafitra misy planeta ity dia mitaky ny fandaminana indray ny rafi-pitantanana izao rehetra izao (univers). Hodinihina ato izany.

Ity fianarana ity dia manazava ny vokatra farany sy ny tanjon'ny Drafitry ny Famonjena. Ny Tanànan'Andriamanitra dia hazavaina ato (jereo koa ilay antontan-taratasy: Ny Tanànan’Andriamanitra (Lah. 180)) ary ny heviny ara-panahy dia fantatra. Ny fifindran’Andriamanitra ho ao amin’ity rafitra ...

13/08/2026

Voasoratra hoe: Aza mangalatra. Ity antontan-taratasy ity dia mamelabelatra ny rafitra manontolon'ny Lalàn'Andriamanitra araka ny fampiharana azy amin'io Didy io, mifanaraka amin'ny fanazavan'ireo mpaminany sy ireo Testamenta, sady manaja ny famakiana ny Lalàna amin'ireo taona Sabata.


Voasoratra hoe: Aza mangalatra. Ity antontan-taratasy ity dia mamelabelatra ny rafitra manontolon'ny Lalàn'Andriamanitra araka ny fampiharana azy amin'io Didy io, mifanaraka amin'ny fanazavan'ireo mpaminany sy ireo Testamenta, sady manaja ny famakiana ny Lalàna amin'ireo taona Sabata.

Ny tsirairay dia hiasa ho an’ny finoana araka ilay finoana natolotra ho an’ny olo-masina.
12/08/2026

Ny tsirairay dia hiasa ho an’ny finoana araka ilay finoana natolotra ho an’ny olo-masina.

Hotandremana ireo Sabata, ireo Voaloham-Bolana, ary ireo Fety sy Andro Masin’Andriamanitra rehetra. Jereo ny antontan-taratasy momba ny Alimanaka (Lah. 156).

08/08/2026

Voasoratra hoe : Aza mijangajanga. Ity antontan-taratasy ity dia mampiseho ny rafitra manontolo amin’ny Lalàn’Andriamanitra, araka ny fampiharana azy amin’ity Didy ity, araka ny fanazavana omen’ireo mpaminany sy ireo Testamenta, ary mifanaraka amin’ny famakiana ny Lalàna mandritra ireo taona Sabata.

Voasoratra hoe : Aza mijangajanga. Ity antontan-taratasy ity dia mapiseho ny rafitra manontolo amin’ny Lalàn’Andriamanitra, araka ny fampiharana azy amin’ity Didy ity, araka ny fanazavana omen’ireo mpaminany sy ireo Testamenta, ary mifanaraka amin’ny famakiana ny Lalàna mandritra ireo t...

Address

Canberra, ACT

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CCG Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to CCG Madagascar:

Shortcuts

Share