FLM Paris

FLM Paris Eglise Luthérienne Malgache de Paris, Synode FLM Europe
Fiangonana Loterana Malagasy Paris
- Pastora Edison RANDRIAMALALA -

📖 Toriteny | Jaona 5:1-14Manasa antsika hihaino ity toriteny miorina amin'ny Jaona 5:1-14 ity.🎙️ Pasteur Edison Randriam...
06/09/2026

📖 Toriteny | Jaona 5:1-14

Manasa antsika hihaino ity toriteny miorina amin'ny Jaona 5:1-14 ity.

🎙️ Pasteur Edison Randriamalala

▶️ https://youtu.be/mE_vF8hSn8o?is=FAAcHEMvetcOaWtG

Mirary fotoana finaritra eo am-pihainoana ny Tenin'Andriamanitra. 🙏

— Jaona 05:01-14 — Rehefa afaka izany, dia nisy andro firavoravoan'...

06/09/2026
28/08/2026

Fotoam-bavaka notarihan’ny FFKM France ho an’i Madagasikara

Tsy misy ny Fotoam-pivavahana eto Paris amin’ny alahady 23 aogositra izao noho ny Isandroavolana izay hatao any Bruxelle...
19/08/2026

Tsy misy ny Fotoam-pivavahana eto Paris amin’ny alahady 23 aogositra izao noho ny Isandroavolana izay hatao any Bruxelles manomboka ny sabotsy 22.
Entintsika am-bavaka izay fotoana izany ho voninahitr’Andriamanitra !

Alahady faha-10 manaraka ny Trinite : 9 aogositra 2026 : Toriteny nataon’ny Rev.Dr. James B. Vigen, Misionera amerikana,...
10/08/2026

Alahady faha-10 manaraka ny Trinite : 9 aogositra 2026 : Toriteny nataon’ny Rev.Dr. James B. Vigen, Misionera amerikana, nampianatra tamin’ny Sekoly Teolojika tany Madagasikara.

Jereo any amin’ny farany ny mombamomba azy sy ny asany tany Madagasikara.

Alahady faha-10 manaraka ny Trinité, Église Luthérienne de la Trini...

Adresse

Lieu De Culte : 7 Rue Marie Rose, Tous Les Dimanches à 8:30 En Français Et 11:30 En Malgache
Paris
75014

Heures d'ouverture

08:30 - 17:00

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Paris publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FLM Paris:

Raccourcis

Partager