VOMM FJKM Bordeaux

VOMM FJKM Bordeaux Vondron’olona Miara-mivavaka FJKM Bordeaux

⛪️ 18 Rue de Tresses, 33100 Bordeaux

⛪️ 71 Avenue du maréchal Leclerc, 33700 Mérignac

06/09/2026

La chorale fait sa rentrée en début de ce mois!🎉🥰

Nous sommes infiniment reconnaissants envers Dieu pour chaque moment partagé ensemble❤️et nous remettons tous les projets à venir entre les mains de notre Seigneur Jésus🙏✨

« Puis j'entendis la voix du Seigneur, qui disait: Qui enverrai-Je, et qui sera notre messager? Et je dis: Me voici, envoie-moi » 🤍

~ Ésaïe 6:8 ~

✨Travaillons avec foi✨

💌💖
30/08/2026

💌💖

🌤️𝓜𝓸𝓯𝓸𝓷'𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓪𝓷𝓲𝓸

Alahady 30 aogositra 2026

🇲🇬
Ohabolana 14 : 26 - 31
Ny fahatahorana an'i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo fialofana. Ny fahatahorana an'i Jehovah no loharanon'aina, Hanalavirana ny fandriky ny fahafatesana. Ny fahabetsahan'ny vahoaka no voninahitry ny mpanjaka; Fa ny havitsiany kosa no fietreny. Be saina izay mahatsindry fo; Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany. Ny fo mionona no fiainan'ny nofo; Fa ny fahamaimaizan-tsaina dia mahalà ny taolana. Izay mampahory ny mahantra dia manala baraka ny Mpanao azy; Fa ny mamindra fo aminy kosa dia manome voninahitra Azy.
🇨🇵
‭Proverbes 14:26-31 BDS‬
[26] Celui qui craint l’Eternel possède une solide assurance, et il sera un refuge pour ses enfants. [27] La crainte de l’Eternel est une source de vie, elle fait éviter les pièges de la mort. [28] La gloire d’un roi dépend du nombre de ses sujets, et la dépopulation ruine le prince. [29] Celui qui garde son sang-froid fait preuve d’une grande intelligence, mais l’homme coléreux étale sa sottise. [30] Un cœur paisible contribue à la vie du corps ; mais l’envie est comme une maladie qui ronge les os. [31] Opprimer le pauvre, c’est outrager son Créateur, mais avoir de la compassion pour les indigents, c’est l’honorer.
🇺🇲
Proverbs 14:26-31
[26]Whoever fears the Lord has a secure fortress,
and for their children it will be a refuge.
[27]The fear of the Lord is a fountain of life,
turning a person from the snares of death.
[28]A large population is a king’s glory,
but without subjects a prince is ruined.
[29]Whoever is patient has great understanding,
but one who is quick-tempered displays folly.
[30]A heart at peace gives life to the body,
but envy rots the bones.
[31]Whoever oppresses the poor shows contempt for their Maker,
but whoever is kind to the needy honors God.

✨MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MPINO✨💌🥖 Mofon’aina 20 aogositra 2026🥖💌~ Jaona 17:20-25 ~20. Nefa tsy ho an'ireto ihany no an...
20/08/2026

✨MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MPINO✨

💌🥖 Mofon’aina 20 aogositra 2026🥖💌

~ Jaona 17:20-25 ~

20. Nefa tsy ho an'ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay mino Ahy koa noho ny teniny.

21. mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy. mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.

22. Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny mahiray Antsika:

23. Izaho ao aminy, ary Hianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa Hianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.

24. Ray ô, tiako mba ho any amiko amin'izay itoerako ireo izay nomenao Ahy, mba hahita ny voninahitro nomenao Ahy izy. fa efa tia Ahy Hianao, fony tsy mbola ary ny fanorenan'izao tontolo izao.

25. Ray marina ô, tsy nahalala Anao izao tontolo izao. fa Izaho nahalala Anao, ary ireto efa mahalala fa Hianao no naniraka Ahy.

Amena.

—————————————————————————————

✨LES CROYANTS SONT FIDÈLES DANS LEURS ŒUVRES ✨

💌🥖Pain de vie du 20 août 2026🥖💌

~ Jean 17:20-25 ~

20. Or, je ne prie pas seulement pour eux. mais aussi pour ceux qui croiront en moi par leur parole.

21. Afin que tous soient un, comme toi, ô Père, tu es en moi, et moi en toi. afin qu'ils soient aussi un en nous. pour que le monde croie que c'est toi qui m'as envoyé.

22. Je leur ai donné la gloire que tu m'as donnée, afin qu'ils soient un, comme nous sommes un,

23. (Moi en eux, et toi en moi), afin qu'ils soient parfaitement un, et que le monde connaisse que tu m'as envoyé, et que tu les aimes, comme tu m'as aimé.

24. Père, je désire que ceux que tu m'as donnés soient avec moi, où je serai, afin qu'ils contemplent la gloire que tu m'as donnée, parce que tu m'as aimé avant la fondation du monde.

25. Père juste, le monde ne t'a point connu. mais moi, je t'ai connu, et ceux-ci ont connu que c'est toi qui m'as envoyé.

Amen.

Hafatra avy amin’ny filohan’ny Fjkm amin’ity alahady ity 💌✨
16/08/2026

Hafatra avy amin’ny filohan’ny Fjkm amin’ity alahady ity 💌✨

Dan 11:1
"Nitsangana hampahery sy hanatanjaka azy aho"

1. Izany no asa miandry antsika mpino, ho an'ireo olona efa kivin-javatra

2. Isika no ampiasain'ny Tompo ho fanatanterahana ny Fanjakany tonga ety an-tany (Mat 24:14)

3. Tandremo ary ny teny sy ny atao hifanaraka amin'izany niantsoana antsika izany

Fiadanana eh 🥰Aza adinoina indray ny fotoanantsika amin’ny alahady 16 aogositra izao amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ...
13/08/2026

Fiadanana eh 🥰

Aza adinoina indray ny fotoanantsika amin’ny alahady 16 aogositra izao amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin’ny Temple de la Bastide💒
Fa hiara-hiombom-bavaka isika hisaotra ny Tompo indray noho ireo valim-bavaka marobe nomeny antsika nandritra izay fotoana izay💖💝

« Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona »

~ Hebreo 10:25a ~

✨MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MPINO✨💌🥖 Mofon’aina 10 aogositra 2026🥖💌~ Kolosiana 3:22-25 ~22. Hianareo mpanompo, maneke ny ...
10/08/2026

✨MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MPINO✨

💌🥖 Mofon’aina 10 aogositra 2026🥖💌

~ Kolosiana 3:22-25 ~

22. Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo.

23. ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin'ny fo, tahaka ny ho an'ny Tompo, fa tsy ho an'olona,

24. satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny. fa manompo an'i Kristy Tompo ianareo.

25. Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony. fa tsy misy fizahan-tavan'olona.

Amena.

———————————————————————————————

✨LES CROYANTS SONT FIDÈLES DANS LEUR ŒUVRE ✨

💌🥖Pain de vie du 10 août 2026🥖💌

~ Colossiens 3:22-25 ~

22. Serviteurs, obéissez en toutes choses à vos maîtres selon la chair, ne servant pas seulement sous leurs yeux, comme pour plaire aux hommes. mais avec simplicité de cœur dans la crainte de Dieu.

23. Et quoi que vous fassiez, faites-le de bon cœur, comme pour le Seigneur, et non pour les hommes.

24. Sachant que vous recevrez du Seigneur la récompense de l'héritage, car vous servez Christ le Seigneur.

25. Mais celui qui agit injustement, recevra selon son injustice. et il n'y a point d'acception de personnes.

Amen.

🩵🤍
07/08/2026

🩵🤍

Mirary indray ny fahasoavan’ny Tompo ho amintsika amin’ity volana Aogositra ity 🙏❤️« Misaotra an'i Kristy Jesoa Tomponts...
04/08/2026

Mirary indray ny fahasoavan’ny Tompo ho amintsika amin’ity volana Aogositra ity 🙏❤️

« Misaotra an'i Kristy Jesoa Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin'ny fanompoana »🕊️

~ 1 Timoty 1:12 ~

27/07/2026

Ity hiran’ny antoko mpihira ity indray no entina ampaherezana antsika raha hiatrika izao herinandro vaovao izao ❤️

🎶Ianao no heriko (A.C: Bessa) 🎶

Tahian’ny Tompo 🥰

📣FAMPAHAFANTARANA📣🚨Noho ny toe-javamisy iainantsika amin’izao fotoana izao eto Gironde, ary ho fiarovana ny tsirairay, d...
25/07/2026

📣FAMPAHAFANTARANA📣

🚨Noho ny toe-javamisy iainantsika amin’izao fotoana izao eto Gironde, ary ho fiarovana ny tsirairay, dia tsy hisy ny fanompoam-pivavahana izay hokasaina hatao ao amin’ny Temple Mérignac rahampitso Alahady 26 Jolay 2026.

🙏 Na izany aza dia manasa antsika rehetra hanaraka ny fanompoam-pivavahana amin’ny alalan’ny visioconférence (en ligne) an’ny FJKM, mba hahafahantsika mbola hiombom-bavaka sy hiombom-po hatrany ao amin’ny Tompo🤍

Mitondra am-bavaka hatrany isika ho an’ireo rehetra voakasik’izao loza izao, ary koa ho an’ireo mpamonjy voina sy ny tompon’andraikitra rehetra miasa andro aman’alina, manao ny ainy tsy ho zavatra 🙏💖

« Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô…nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay, fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao. »

~ Salamo 66: 10-12 ~

Adresse

Temple De La Bastide, 18 Rue De Tresses
Bordeaux
33710

Téléphone

+33640577170

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque VOMM FJKM Bordeaux publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à VOMM FJKM Bordeaux:

Raccourcis

Partager