Chorale Argenteuil Fivavahana - CAF FPVM

Chorale Argenteuil Fivavahana - CAF FPVM Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Chorale Argenteuil Fivavahana - CAF FPVM, Église évangélique, 26 Rue du Temple, Argenteuil.

Hebreo 13:7 " Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran'ny fiain...
30/01/2026

Hebreo 13:7
" Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin'Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran'ny fiainany, ka araho ny finoany."

Ny Fiangonana Fpvm Argenteuil fivavahana dia faly manasa Anao hanotrona sy hitrotro Am-bavaka ny Mpitandrina Ravelosona Jacky mivady sy ny ankohonany ny Alahady 01 Febroary 2025, manomboka @ 10h 30 mn

Toerana : 26 rue Du Temple
95100 , Argenteuil

Mirary ny fitahian'Jesosy ho amintsika rehetra.

Fotoana Fifampiarahabana noho ny taona 2026 ,Chorale Argenteuil fivavahana Alahady 25 Janvier 2026 Ny Voninahitra dia ho...
26/01/2026

Fotoana Fifampiarahabana noho ny taona 2026 ,
Chorale Argenteuil fivavahana
Alahady 25 Janvier 2026

Ny Voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany,

Colossiens 3: 16
>

Adresse

26 Rue Du Temple
Argenteuil

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Chorale Argenteuil Fivavahana - CAF FPVM publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager