FLM Genève Suisse

FLM Genève Suisse Fiangonana Loterana Malagasy Geneve
Synodam-paritany Eoropa.

01/08/2026

JOBILY FAHA-85 TAONA NY FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA - ZOMA 31 JOLAY 2026
Vakiteny (a) : Isa. 40:9-11
Vakiteny (b) : Hos. 11:1-11
Famelabelarana (1) : « Ny fizakan-tenan'ny Tobilehibe Ankaramalaza » – Past. Dr LOTERA Fabien, Mpanolotsaina Birao Tobilehibe Ankaramalaza, Doyen SALT misotro ronono
Toriteny (19) : 1 Jao. 5:16-21 – Teolojiana SIZA, Tonia Nasionaly FBL

01/08/2026
Alahady VII manaraka ny TRINITE. FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPOMiarahaba antsika mpianakavin'ny finoana eto Genève sy n...
18/07/2026

Alahady VII manaraka ny TRINITE.

FANDRAISANA NY FANASAN’NY TOMPO

Miarahaba antsika mpianakavin'ny finoana eto Genève sy ny manodidina.
Ny fotoam-pivavahantsika FLM Genève ny alahady 19 Jolay 2026 ho avy izao, dia manomboka @ 3 ora. Ny Sekoly alahady kosa dia manomboka @ 2h30

Ny toerana: Temple de Genthod, Route de Rennex 1, 1294 Genthod. Genève

Accès: Bus 50 arrêt Genthod-village.
Train: arrêt Creux de Genthod.

Hisy ny Fandraisana ny fanasan’ny Tompo.

"Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona" heb 10:25a

Salutation à tous, notre culte de ce dimanche 19 juillet 2026 se tiendra au Temple de Genthod, Route de Rennex 1, 1294 Genthod. Genève.

Le culte avec la Sainte Cène commencera à 15h précédé de l’école de dimanche à 14h30.

"N'abandonnons pas notre assemblée" Heb 10:25a

19/04/2026

Zaikakely KTLM FLME 2026.

"Koa mahereza sy matanjaha tsara
hianao "Josoa l: 7a

Châteaudun, Fileovana Paris.

Adresse

Route De Rennex 1
Bellevue
1294

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von FLM Genève Suisse erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Kultstätte Kontaktieren

Nachricht an FLM Genève Suisse senden:

Verknüpfungen

Teilen