VOMM FJKM Belgique

Itinéraire Site Web Contacter le lieu de culte

VOMM FJKM Belgique TONGASOA eto amin'ny pejin'ny Vondron'Olona Mpiara-Mivavaka eto Belgique. La VOMM est une communauté chrétienne FJKM basée à Bruxelles.

Elle a pour objectif de rayonner l’enseignement du Christ et de nourrir notre foi.

27/10/2026
Alahady 25 Oktobra 2026Manasa anao @ fotoanantsika  manaraka🕛 12 ora 30 Fiaraha-misakafo🕝 2 ora 30 Fanompoampivavahana📍B...
23/10/2026

Alahady 25 Oktobra 2026

Manasa anao @ fotoanantsika manaraka

🕛 12 ora 30 Fiaraha-misakafo
🕝 2 ora 30 Fanompoampivavahana

📍Boulevard Bischoffsheim 40 - 1000 Bruxelles

❗️Miova ny ora❗️

Hotahian'i Jesoa

22/10/2026

Ma IA

22/10/2026

Sal 5:7
"Fa izaho kosa noho ny haben'ny famindramponao, dia hiditra ao an-tranonao"

1. Ny olona mahatsiaro navotan'ny Tompo, dia tsy hanadino miditra am-piangonana

2. Mafy be ilay hoe "tsy lavitra ny Fanjakana Andriamanitra ianao" (Mar 12:34) : maty vavany amin'ny famonjena

3. Aza mahafoy ny fiaraha-miangona ary (Heb 10:25)

Zaka Andriamampianina, Mpitandrina

Ho fampahafantarana 😊https://fjkm-belgique.be/Manasa anao hitsidikaSoli Deo Gloria
21/10/2026

Ho fampahafantarana 😊

https://fjkm-belgique.be/
Manasa anao hitsidika

Soli Deo Gloria

VOMM FJKM Belgique — communauté chrétienne FJKM à Bruxelles. Présentation, cultes et contact.

Famangian'ny Ligue pour la Lecture de la Bible Section Malagasy en FranceAlahady 27 septambra 2026Nitarika: Pasteur Mamy...
19/10/2026

Famangian'ny Ligue pour la Lecture de la Bible Section Malagasy en France
Alahady 27 septambra 2026
Nitarika: Pasteur Mamy Roland Rajaoba
Nitoriteny: Atoa Andriamanjato Rabenifara

Soli Deo Gloria

Alahady 27 septambra 2026Fiaraha-misakafo
16/10/2026

Alahady 27 septambra 2026
Fiaraha-misakafo

Lohahevitra: "Mivavaha mandrakariva"
15/10/2026

Lohahevitra: "Mivavaha mandrakariva"

Adresse

Boulevard Bischoffsheim 40
Brussels
1000

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque VOMM FJKM Belgique publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à VOMM FJKM Belgique:

Raccourcis

Partager