Révélation

Révélation Eh ! Tena tiny JESOSY enao 🥰

Miambeka ka mivavaha fa ho avy JESOSY 🙏🏻❤

30/05/2026
29/05/2026

N'iza n'iza mitoetra eo @ FANATREHIN' ANDRIAMANITRA dia matsapa fa hafa ny eo anilany ❤

❤
29/05/2026

J-2
🫵AZA ADINO ny grande évangélisation, fitoriana ny filazantsara lehibe hoavy izao eto amin'ny trano fivavahana vahao ny oloko Amboatavo Itaosy, maraina,🫵

Hoento ny marary, izay manana olana fa IZAY TSY VITAN'OLOMBELONA DIA VITAN'ANDRIAMANITRA,

Mbola tsy miova ny herin'Andriamanitra,
Tena tianao Jesosy, vonona hanangana indray anao izy 💖✨🕊️

Ampitombohy ny fitiavanao mivavaka ❤ Ampitombohy ny fitiavanao mamaky baiboly ❤Ampitombohy ny fitiavanao manao asan' AND...
29/05/2026

Ampitombohy ny fitiavanao mivavaka ❤
Ampitombohy ny fitiavanao mamaky baiboly ❤
Ampitombohy ny fitiavanao manao asan' ANDRIAMANITRA ❤
Ampitombohy fa tombotsoa lehibe ho anao izany ❤

Tsisy misy miala maina izany izay rehetra mahafoy fotoana ho an' ANDRIAMANITRA ❤

JESOSY ANIE HANAVAKA HO @ TSARA INDRINDRA 🙏🏻

1 Korintiana 16 : 14
Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana.

Révélation

28/05/2026

Tsy moramora ny lalana makany an-danitra fa misy zavatra tsy maintsy hiaretanao 😊

Vonona ve ianao hiaritra atramin'ny farany ho an'I JESOSY ❤

Address

Antananarivo
Jerusalem, SA

Telephone

+261345697845

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Révélation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share