09/06/2026
Jesosy o, misaotra ny amin ny famonjena nataonao teo amin'ny hazo fijaliana.
Misaotra satria afaka manantona Anao aho ankehitriny.
Androany ny amiko rehetra.
Mandohalika eto anatrehanao.
Manaja anao.
Heloia