FKM  NY Malagasy christian Church in New York area. Fiangonana Kristianina malagasy eto amin'ny faritry New York sy ny manodidina.

Eglise chretienn malgache des 'environs de New York.

"ASANDRATO NY KOLONTSAINA MALAGASY "Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo , Ny FKM-NY dia faly manasa antsik...
10/27/2024

"ASANDRATO NY KOLONTSAINA MALAGASY "

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo ,

Ny FKM-NY dia faly manasa antsika rehetra eto NEW YORK sy ny manodidina amin’ny voka-dehibe izay hatao ny Asabotsy 16 Novambra 2024 amin’ny 1 ora tolakandro ka hatramin'ny 8 ora hariva ao amin'ny French Evangelical Church.

SAVE THE DATE !!!

10/08/2024
Fapianarana 09/15/2024Jereo atsy amin'ny commentaire ny tohiny.
09/17/2024

Fapianarana 09/15/2024

Jereo atsy amin'ny commentaire ny tohiny.

06/16/2024

Vavaka fetim-pirenena sy fetin’ny RAY

05/26/2024

Fivavahana Alahady 05/26/2025 CAMPING HOLMES PRESBYTERIAN CANTER.

05/26/2024

Fivavahana Camping FKM NY 05/26/2024
HO AN’ANDRIAMANITRA IRERY NY VONINAHITRA

05/14/2024

Pentekosta 19 Mei 2024.

Ifampotoanan'ny Fiangonana Kristianina Malagasy ao amin'ny Townley Presbyterian Church ny alahady amin'ny fotoam-pivavahana manomboka amin'ny 10:00 maraina tsy diso (tsara raha tonga 9:30 AM (amin'ny fandaminantsika).

Marihina fa mandeha LIVE io fotoana io ao amin'ny FB Townley Church.

Pentekosta 2024
05/09/2024

Pentekosta 2024

04/10/2023

Asa sy Fampherezana

04/22/2013

Address

126-128 West 16th Street
New York, NY
10011

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FKM NY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FKM NY:

Share