Hira Katolika Malagasy

Hira Katolika Malagasy Pejy natao hizarana ireo Hira Katolika Malagasy. Zarao raha sitrakao mba ho hitan'ireo namantsika koa.

11/06/2026

Père VENANCE MANIFATRA
A/C: MARIOT

10/06/2026

Chorale Feon'ny Anjely
ECAR SacrΓ© Coeur
Jesoa no nilaza

09/06/2026

Tsy misy afaka hanompo tompo roa
Salamo 48A
Hira Katolika Malagasy

09/06/2026

Ary izao tontolo izao nohariana mba ho iray
Firaisam-pinoana FFKM
Vetson'i Fianara
Hira Katolika Malagasy

07/06/2026

Agnao ro M**o tegna Aigna
Vetson'i Fianara
Hira Katolika Malagasy

07/06/2026

Ry Jesoa Kristy Tomponay
Chorale FARALAZA
Hira Katolika Malagasy

07/06/2026

Ty taninay amboaro
Antsam-Piderana Katedraly Mahajanga
Hira Katolika Malagasy

07/06/2026

Ry zanak'Ondrin'Andriamanitra Ray
Père Athanas MAZAVA
Hira Katolika Malagasy

06/06/2026

Izaho no M**on'ny fiainana
Ankalazao ny Tompo
Hira Katolika Malagasy

π’π¨π«π¨π§πš 𝐌𝐚𝐬𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲 07 𝐣𝐨𝐧𝐚 2026 π€π‹π€π‡π€πƒπ˜ πŒπ€ππ€π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π‘πˆππˆπ“π„ πŒπ€π’πˆππ€ β€” π“πšπ¨π§πš π€ππ˜ 𝐕𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 π€πŒπ€π-𝐃𝐑𝐀 πŒπ€π’πˆπβ€™πˆ πŠπ‘πˆπ’π“π˜  𝐈 𝐉...
06/06/2026

π’π¨π«π¨π§πš 𝐌𝐚𝐬𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲 07 𝐣𝐨𝐧𝐚 2026
π€π‹π€π‡π€πƒπ˜ πŒπ€ππ€π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π“π‘πˆππˆπ“π„ πŒπ€π’πˆππ€ β€” π“πšπ¨π§πš 𝐀

𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 π€πŒπ€π-𝐃𝐑𝐀 πŒπ€π’πˆπβ€™πˆ πŠπ‘πˆπ’π“π˜ 𝐈 π‰π„π’πŽπ€ π™π€ππ€πŠβ€™π€ππƒπ‘πˆπ€πŒπ€ππˆπ“π‘π€ 𝐍𝐎 πŒπŽπ…πŽπβ€™ππ˜ π…πˆπ€πˆππ€ππ€

π„π―πšπ§π£πžπ₯𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐒𝐧𝐚 π§π¨π¬π¨π«πšπ­πšπ§β€™π’ 𝐌𝐝 π‰π¨πšπ§π²
𝐉𝐨. 6, 51-59

π“πžπ§πš 𝐟𝐒𝐑𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐍𝐨𝐟𝐨𝐀𝐨 𝐚𝐫𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐒𝐬𝐨𝐭𝐫𝐨 𝐧𝐲 π‘πšπ€π¨.

Tamin’izany andro izany, i Jesoa nilaza tamin’ny vahoaka Jody nanao hoe: β€œIzaho no M**o velona izay nidina avy any an-danitra: raha misy mihinana ity m**o ity dia ho velona mandrakizay izy, ary ny M**o izay homeko dia ny Nofoko ho fiainan’izao tontolo izao”. Dia nifanditra ny Jody nanao hoe: β€œHataon’Ilay io ahoana Γ ry no fanome antsika ny Nofony hohanina?” Fa hoy i Jesoa tamin’izy ireo: β€œLazaiko marina dia marina aminareo, fa raha tsy mihinana ny Nofon’ny Zanak’olona ianareo, sy tsy misotro ny Rany, dia tsy manana ny fiainana ao aminareo. Izay mihinana ny Nofoko sy misotro ny Rako no manana ny fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin’ny farandro. Fa tena fihinana ny Nofoko, ary tena fisotro ny Rako. Izay mihinana ny Nofoko sy misotro ny Rako dia mitoetra ao anatiko ary Izaho ao anatiny. Velona ny Ray naniraka Ahy, Izaho koa dia velona amin’ny Ray: toy izany koa no hahavelona amiko izay mihinana Ahy. Izany Γ ry no M**o nidina avy any an-danitra: tsy mba tahaka ny razanareo izay nihinana mana nefa maty ihany; fa izay mihinana ity M**o ity kosa dia ho velona mandrakizay”.

β€” Izany Γ ry ny tenin’ny Tompo.
β€” Hisaorana anie Andriamanitra!

Address

Talas Kayseri
Kayseri
38280

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hira Katolika Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Hira Katolika Malagasy:

Share