๐—˜๐—ด๐—น๐—ถ๐˜€๐—ฒ ๐—ฅ๐—ต๐—ฒ๐—บ๐—ฎ ๐—ฆ๐—˜๐—Ÿ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—ฅ๐—˜

  • Home
  • Madagascar
  • Tulear
  • ๐—˜๐—ด๐—น๐—ถ๐˜€๐—ฒ ๐—ฅ๐—ต๐—ฒ๐—บ๐—ฎ ๐—ฆ๐—˜๐—Ÿ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—ฅ๐—˜

๐—˜๐—ด๐—น๐—ถ๐˜€๐—ฒ ๐—ฅ๐—ต๐—ฒ๐—บ๐—ฎ ๐—ฆ๐—˜๐—Ÿ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—ฅ๐—˜ Tia anao JESOSY

๐ŸŽ‰๐Ÿ’Arahaba tratry ny Taombaovao 2026 daholo e!๐ŸŽ‰๐Ÿ’๐Ÿ’•Enga anie Ianao hanana fahasoavana vaovao, fiadanana ao am-po, fahendren...
05/01/2026

๐ŸŽ‰๐Ÿ’Arahaba tratry ny Taombaovao 2026 daholo e!๐ŸŽ‰๐Ÿ’
๐Ÿ’•Enga anie Ianao hanana fahasoavana vaovao, fiadanana ao am-po, fahendrena aminโ€™ny fanapahan-kevitra, ary hery vaovao hiatrehana ny andro rehetra.
๐Ÿ’ฐHo feno fitahiana sy fanantenana anie ny lalanao, ary ho eo aminao mandrakariva ny Tompo, hitari-dalana sy hiaro.
โ™ฅ๏ธEnga anie 2026 ho taona fandrosoana, fahasalamana, fifankatiavana, ary fahatanterahanโ€™ny zava-tsoa aminao sy ny ankohonanao.

๐Ÿ“–โ€œFa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra fiadanana fa tsy hevitra loza, mba hanomezako anareo ho avy sy fanantenana.โ€
(Jeremia 29:11)

Address

Tulear
601

Telephone

+261346433447

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—˜๐—ด๐—น๐—ถ๐˜€๐—ฒ ๐—ฅ๐—ต๐—ฒ๐—บ๐—ฎ ๐—ฆ๐—˜๐—Ÿ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—ฅ๐—˜ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category