15/09/2026
🔥 FAMERENANA NY FIFANKATIAVANA SY FAMONJENA HO AN'NY ANKOHONANAO ! 🔥
Miatrika ady na mila fahagagana ao an-tokantrano ve ianao? Aza mamoy fo! Misy fanafahana sy fitahiana miandry anao sy ny fianakavianao.
Manasa anao izahay amin'ity fotoam-pivavahana lehibe ity :
✨ VAVAKA HO AN'NY ANKOHONANA ✨
📖 Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. (Asan'ny Apostoly 16:31)
🎙 Mpitoriteny: Prophétesse LÉA ISABELLE
🗓 Isaky ny Alarobia
⏰ 17h30
📍 Toerana: LE BUFFET TV (Au 1ère Étage), Tanambao Morafeno
⛪ Fiangonana Fifohazana ALFA SY OMEGA
👉 Asao ny tapaka sy namana! Tag-eo amin'ny comment ireo olona tianao hanatrika ity fotoana ity.