CFC Church Morarano

CFC Church Morarano Pejy offisialin'ny Fiangonana Cfc Morarano,Toamasina. sampana serasera. Official page of Cfc Morarano church. Communications team. Communication team

" Rising for the Harvest of Souls "Tsy fananganana ho fisehosehoana na hanehoana voninahitra ivelany akory izao asa izao...
06/05/2026

" Rising for the Harvest of Souls "

Tsy fananganana ho fisehosehoana na hanehoana voninahitra ivelany akory izao asa izao,
fa vokatry ny hetaheta lalina ao am-pò
te hahita fanahy maro voavonjy sy hiditra ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.

Ity trano atsangana ity dia tsy tanjona farany, fa fitaovana:
handraisana ireo mbola lavitra mba handre ny Filazantsara.

Hitondrana fiovana sy famonjena ho an’ny maro.

Tsy endrika ivelany no katsahina,
fa famonjena sy fiainana mandrakizay.

“The harvest is plentiful, but the workers are few.”
(Matthew 9:37)

We rise not to impress, but to reach souls.
We build not for display, but for salvation.

CFC Church Morarano 034 85 514 17 / 032 43 470 34

06/05/2026

MITOHY NY ASA ,MILA TOHANA AM-BAVAKA ,SATRIA FINOANA NO ANDEHANANA.
ANKOATR' IZAY DIA TENA ZAVA-DEHIBE AMINAY RAHA MISY NY HETAHETANAO MBA HANOLO-TANANA :NA FITAOVANA NA SANDRY NA VOLA, DIA ANKASITRAHANAY SAHADY TOMPOKO.
TAHIN'ANDRIAMANITRA DAHOLO.
Wattsap 034 85 514 17/ 032 43 470 34

VAOVAO CFC MORARANO TOAMASINA“Building for Kingdom Expansion – Built Back Better”Taorian’ny fahasimban’ny trano fiangona...
06/05/2026

VAOVAO CFC MORARANO TOAMASINA

“Building for Kingdom Expansion – Built Back Better”

Taorian’ny fahasimban’ny trano fiangonana teo aloha vokatry ny rivo-doza Cyclone Gezani, dia miroso amin’ny dingana vaovao ny fiangonana:
tsy fanarenana trano fotsiny, fa fananganana mitodika amin’ny fihitaran’ny fanjakan’Andriamanitra sy famonjena fanahy.

Ary tontosa soamantsara fotoana andro vitsy lasa izay ny fametrahana vatofototra ho an’ny fanorenana vaovao ny trano fiangonana CFC Morarano Toamasina.

Trano fiangonana izay heverina hahafeno ny filàn’ny taranaka ankehitriny sy amin'ny hoavy.

Izany dia nialohavana fotoam-bavaka manokana, izay notarihin’ny mpanompon’Andriamanitra Apostoly MOSA Bernard, niaraka tamin’ireo loholonan'ny fiangonana sy solon-tenàn'ny mpitarika sampana vitsivitsy, ary koa ireo solontenan’ny mpino eto an-toerana izay tantanan’ny Pasteur René RANDRIAKOTO mivady.

Ny trano vaovao dia ho:
🔼 Rihana ambony (Étage):
Toeram-piangonana lehibe mahazaka olona 450–500 raha toa ka 250 olona izany teo aloha izay niaraha-nahita fa tery na dia nohezahina nozaraina nisy fidirana in-droa nisy fotoana.

🔽 Rihana ambany (Rez-de-chaussée):
- Parking
- Bureau Pastoral & administratif
- Trano gardien
- Efitrano fivoriana (ho an’ny sampana samihafa; Pasteur & STAFF
- Efitrano bibliothèque chrétienne (ho an’ny famakiam-boky Kristiana sy fianarana Baiboly; shop chrétienne (hivarotana boky kristiana sy Baiboly)

“Enlarge the place of your tent… stretch your tent curtains wide, do not hold back.”
(Isaiah 54:2)

CFC Morarano Toamasina dia miorina indray—ho fitaovana amin’ny fihitaran’ny fanjakan’Andriamanitra sy famonjena fanahy maro.

👉 Ilainay ny fanohanana am-bavaka sy ny fanomezana avy aminareo zanak’ampielezana sy mpino namana rehetra.
Andriamanitra anie homba antsika hatrany.

BE STRONG AND TAKE COURAGE GOD IS NOT DEAD
17/02/2026

BE STRONG AND TAKE COURAGE

GOD IS NOT DEAD

GEZANI A FAIT CE QU'IL PEUT FAIRE MAIS NOTRE SEIGNEUR JESUS PEUT FAIRE CE QUE GEZANI NE PEUT PAS FAIRE
15/02/2026

GEZANI A FAIT CE QU'IL PEUT FAIRE MAIS NOTRE SEIGNEUR JESUS PEUT FAIRE CE QUE GEZANI NE PEUT PAS FAIRE

🙏 OFFICIAL THANKSGIVING STATEMENT – RÉVEILLON 2026 🙏Isaorana sy ankalazaina anie ny Tompo Andriamanitra Tsitoha, fa tont...
03/01/2026

🙏 OFFICIAL THANKSGIVING STATEMENT –

RÉVEILLON 2026 🙏

Isaorana sy ankalazaina anie ny Tompo Andriamanitra Tsitoha, fa tontosa soamantsara ny Evenement Réveillon 2026 izay notontosaina tao amin’ny Fiangonana CFC Morarano, tao anatin’ny filaminana, firaisan-kina ary ny fanatrehan’ny Fanahy Masina.

We give thanks and glory to God Almighty for the successful completion of the 2026 New Year’s Eve Celebration, which took place in an atmosphere of peace, joy, unity, and spiritual edification.

Misaotra an’Andriamanitra izahay fa nizotra tsara ny fandaharam-potoana rehetra, nanomboka tamin’ny vavaka sy fiderana ka hatramin’ny fampisehoana sy ny fiombonam-po, ary nahitana fitahiana sy fanentanana ara-panahy ho an’ny rehetra nanatrika.

We would like to express our sincere gratitude to all participants, guests, and faithful attendees who honored this special moment with their presence and commitment.

👏 Special appreciation goes to our children and youth, whose active involvement through worship, dance, drama, skits, and various ministries clearly demonstrated that God is at work in the next generation.

Our heartfelt thanks also go to the pastors, leaders, organizers, volunteers, and all servants who contributed tirelessly to the success of this event.

👉 May the Lord reward each one according to the work of their hands.

✨ As we enter the year 2026 – The Year of Rebuilding and Restoration, we pray that God’s grace, peace, healing, favor, and divine guidance will rest upon every individual, every family, and the entire church.

“Behold, I am making all things new.” (Revelation 21:5)

🔥 To God alone be all the glory.
🎉 Happy and Blessed New Year 2026 to all! 🙏

Address

Morarano Analakininia/20"
Toamasina
501/

Telephone

+261324347034

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFC Church Morarano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to CFC Church Morarano:

Shortcuts

Share

Category