Eglise la lumière des Nations Madagascar

Eglise la lumière des Nations Madagascar Nous sommes une église évangélique et pentecôtiste réformé La Lumière Des Nations située à Madagascar dans la ville de Toamasina.

Ny FAMPANANTENANA OMEN'ANDRIAMANITRA NY OLONY AMIN'IZAO FAHORIANA SY FIZAHAN-TOETRA IZAY MIHATRA AMIN'IZAO TONTOLO IZAO ...
22/03/2020

Ny FAMPANANTENANA OMEN'ANDRIAMANITRA NY OLONY AMIN'IZAO FAHORIANA SY FIZAHAN-TOETRA IZAY MIHATRA AMIN'IZAO TONTOLO IZAO ITY.

Apokalypsy. 7:1-3

Rehefa afaka izany, dia hitako fa indreo, nisy anjely efatra nitsangana teo amin'ny vazan-tany efatra, nihazona ny rivotra efatra amin'ny tany, mba tsy hisy rivotra hitsoka amin'ny tany, na amin'ny ranomasina, na amin'ny hazo akory aza. Ary hitako fa, indro, nisy anjely hafa koa niakatra avy tany amin'ny fiposahan'ny masoandro, nanana ny fanombohan-kasen'Andriamanitra velona; ary izy niantso ny anjely efatra izay navela hanimba ny tany sy ny ranomasina tamin'ny feo mahery nanao hoe: Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra-panisinay tombo-kase eo amin'ny handrin'ny mpanompon'Andriamanitsika.

Araka izany soratra masina izany dia: manome toky ireo mpanompony Andriamanitra fa tsy ho voakasik'izay rehetra mety ho loza hanimba ny tany, satria, efa voahisy tombo-kase mialoha, mba tsy ahakasika azy ny loza rehetra navela hanimba ny tany; satria amin'izao fotoana izao dia maro ireo tranga miseho maneran-tany, izay famantarana hatrany fa efa miha-manakaiky ny farany; koa amin'ireo fahoriana ireo dia betsaka ny mametra-panontaniana hoe: Iza marina no fototr'izao fahoriana izao, Andriamanitra ve sa Satana?
Raha ny marina dia i Satana no fototr'izao fahoriana izao, kanefa, Andriamanitra irery ihany no mamela azy hanatanteraka izany, mba ho fizahan-toetra ny monina ambonin'ny tany; kanefa, tsy tokony hatahotra velively izay zavatra rehetra miseho ny mpino satria, Andriamanitra mihitsy no efa nampanantena fa hiaro ireo mpanompony, mba tsy ho simban'ny loza rehetra izay hihatra amin'ny monina ambonin'ny tany. Koa miantso anao ny Tompo amin'izao fotoana izao mba hanekenao Azy ho Tompo sy Mpamonjy anao, hibebaho avokoa ireo otanao rehetra, mba ho arovana amin'ny loza koa ianao.

Vous voulez étudier la bible et la théologie ?Nous vous proposons des cours par correspondance par é-mail en malgache ou...
29/06/2019

Vous voulez étudier la bible et la théologie ?

Nous vous proposons des cours par correspondance par é-mail en malgache ou en français, c'est tout entièrement gratuit. À la fin du formation une diplôme d'étude de théologie sera délivré
Pour vous inscrire, veuillez envoyez un é-mail à [email protected]

Notre activité est de prêcher l'évangile de Jésus Christ dans chaque toît, en plein air, dans tous les médias, par l'a-t...
03/08/2012

Notre activité est de prêcher l'évangile de Jésus Christ dans chaque toît, en plein air, dans tous les médias, par l'a-tracte et des livres ....; Pour puisse faire connaître à tous les Hommes la fortune de la Grâce de Dieu Qui est Le Sauveur de tous les mondes "qui veut que tous les Hommes soient sauvés et parviennent à la connaissance de la vérité" 1Timothée.2:4

Heure de culte

Dimanche matin à 9h30
Mardi à 18h
Jeudi à 18h

Ce sont des cultes dons tous les élus de Dieu puissent loué, adoré et célébré Le Seigneur Sauveur Jésus Christ
Et en plus pour qu'ils puissent écouter l'enseignement biblique et du prédication pour faire savoir de plus en plus la volonté de Dieu.

Notre mission est de éclairer les nations en Jésus Christ et de partager Sa lumière au toutes les créations, pour qu’ils...
03/08/2012

Notre mission est de éclairer les nations en Jésus Christ et de partager Sa lumière au toutes les créations, pour qu’ils marchent en suivant la voie de la lumière; c’est Jésus Christ , car Il est « la lumière du monde »

Jésus dit que: « Je suis la lumière du monde ; celui qui me suit ne marchera pas dans les ténèbres, mais il aura la lumière de la vie » Jean.8 :12

Address

Tamatave
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise la lumière des Nations Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Eglise la lumière des Nations Madagascar:

Share