AIMO Toamasina

AIMO Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AIMO Toamasina, Religious organisation, Toamasina.

Arabaina ialahy isany izay nahavita fiofanana KETSA sy LSB izay natao tany  Analamalotra t@ herinandro lasa teo! mirary ...
08/04/2024

Arabaina ialahy isany izay nahavita fiofanana KETSA sy LSB izay natao tany Analamalotra t@ herinandro lasa teo! mirary soa sy fahombiaza hoantsika rehetra ee! Antily mandrakizay⚜️🎉

Samia miomana  fa efa akaiky ny fotoananaaa⚜️! Andao haka fafiny eeee🎉
09/11/2023

Samia miomana fa efa akaiky ny fotoananaaa⚜️! Andao haka fafiny eeee🎉

Ndao hilasy eee😊
04/11/2023

Ndao hilasy eee😊

Elaela izay no tsy nilasy ah😉😁
Aleo mba hisy an'izao eh💁‍♂️

AIMO ve ialahy? Sa maniry ny hiditra ato anatiny fikambanana?
Andao hiaraka aminay eh 😁

Saran-dasy :3000ar vary 3kapoaka
Aza hadino ny koja an-dasy annn😉(tady, baiboly, vilia, sotro sns..)

Kely sisa tonga ny fotoana! Agny fankahita ee! Tongava maro atiska🎉
29/10/2023

Kely sisa tonga ny fotoana! Agny fankahita ee! Tongava maro atiska🎉

Toy izao ny alahady nay avy aty Toamasina ee! Mirary tontolo andro sambatra aby eee🙏
08/10/2023

Toy izao ny alahady nay avy aty Toamasina ee! Mirary tontolo andro sambatra aby eee🙏

Joyeux anniversaire Sylva🎉
27/08/2023

Joyeux anniversaire Sylva🎉

Présentation kely ee! Abonné ny page ntsika 🙏
11/08/2023

Présentation kely ee!
Abonné ny page ntsika 🙏

ANTILIN'I MADAGASIKARA ONIVERSITERA 🫡
10/08/2023

ANTILIN'I MADAGASIKARA ONIVERSITERA 🫡

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AIMO Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share