VDKT Toamasina - Famovona

VDKT Toamasina - Famovona "Ary ianareo koa hanambara Ahy, satria efa teo amiko hatramin'ny voalohany ianareo"

Joany 15,27

23/07/2026



Félicitations à vous, super fans ! Merci pour votre soutien sans faille. Vous faisiez partie des cœurs qui font vivre ce...
30/06/2026

Félicitations à vous, super fans ! Merci pour votre soutien sans faille. Vous faisiez partie des cœurs qui font vivre cette page. Respect 👏 »

💎 Maman'i Danio Maman'i Danio, Hurvas Rodelys Tohiraza, Laetitia Adr, Mi Che

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

Mirary soa 🙏🙏
26/05/2026

Mirary soa 🙏🙏

🎉 Anniversaire Président VDKT_Toamasina 🎉

Izahay tanora eto amin'ny VDKT Toamasina dia mirary fety sambatra ho anao, Atoa Filoha Mija Xavier noho ny tsingerin-taona nahaterahanao androany.
Enga anie Andriamanitra hitahy sy hivimbina anao mandrakariva, hanome hery sy tanjaka Ary fahasalamana fa indrindra ny fahendrena eo amin’ny fitarihana anay tanora.

🎂 Joyeux Anniversaire Président Mija ! 🎂


🙏🔥 Tratry ny Pantekoty sambatra ho antsika rehetra! 🔥🙏Enga anie ny Fanahy Masina hanome hery, fahendrena ary finoana vao...
24/05/2026

🙏🔥 Tratry ny Pantekoty sambatra ho antsika rehetra! 🔥🙏
Enga anie ny Fanahy Masina hanome hery, fahendrena ary finoana vaovao ho antsika isan’andro 🕊️❤️
Ho feno fiadanana, fifankatiavana ary fahasoavana anie ny fiainantsika sy ny ankohonantsika rehetra.
✨ “Avia ry Fanahy Masina, havaozy ny fonay!” ✨
— Vovonan’ny Tanora, Diosezy Toamasina

VDKT Toamasina - Famovona

fans

Tsara ho fantatra 🙏🙏
18/05/2026

Tsara ho fantatra 🙏🙏

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VDKT Toamasina - Famovona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share