A15-Anjomaran'ny Fitiavana 15em anniversaire

A15-Anjomaran'ny Fitiavana 15em anniversaire Chorale

"Misaotra an'Andriamanitra,ry firenena: Asandrato ny feo fiderana Azy" Salamo 66:8Andao indray Ary isika hiaraka, hanand...
15/06/2024

"Misaotra an'Andriamanitra,ry firenena: Asandrato ny feo fiderana Azy" Salamo 66:8

Andao indray Ary isika hiaraka, hanandratra vavaka ho an'ny firenena🤗

"Isika tsy maintsy manao ny asan'Ilay naniraka Ahy,raha mbola antoandro;fa hoavy ny alina izat Tsy ahafan'iza na iza mia...
17/07/2023

"Isika tsy maintsy manao ny asan'Ilay naniraka Ahy,raha mbola antoandro;fa hoavy ny alina izat Tsy ahafan'iza na iza miasa" Jôhany 9:4 (DIEM)
Ity indray ary ny fotoana hiarahantsika midera manaraka e....🙏
Ny tapakila dia afaka hita amin'ireo mpikambana rehetra ary hisy toerana ihany koa mety mbola ho lazaina antsika😌
NDAO INDRAY ARY EEEH🎊

"Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva" Sal44:8a 🎊Alahady 22 Janoary 2023: Famaranana ny fankalazana ny faha 15 tao...
22/01/2023

"Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva" Sal44:8a 🎊
Alahady 22 Janoary 2023: Famaranana ny fankalazana ny faha 15 taonan'ny Anjomaran'ny Fitiavana 🤗
Isaorana Andriamanitra ny amin'ny fahantontosan'izany🙏
Etoana dia misaotra anareo rehetra nanaiky ho fitaovana teo am-pelatanan'Andriamanitra izahay ka niaraka taminay nandritry ny fankalazana sy ny fananganana ihany koa ny tsangambato fiangonana Ambohimandroso.Ilay Andriamanitra manankarem-pahasoavana anie hamaly Fitia anareo rehetra🙏
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏❤️

Alakamisy, 22 Desambra 2022"Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay." — Sa...
23/12/2022

Alakamisy, 22 Desambra 2022
"Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva; ary ny anaranao no hoderainay mandrakizay." — Salamo 44 : 8
➡️Isaorana ny Tompo, fa vita ary tanteraka ny tsangambato faha-15 taonan'ny Chorale Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina, dia ny Fiangonana Tranovato Fjkm Ambohimandroso izany.
➡️Isaorana izay rehetra nahatontosa izany araka ny fanomezam-pahasoavana nomen'ny Tompo isam-batan'olona.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.🙏

"Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva"🙏Hafaliana lehibe ho anay ny maneho anareo ny fivoaran'ny asa fanorenana tsan...
04/12/2022

"Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva"🙏
Hafaliana lehibe ho anay ny maneho anareo ny fivoaran'ny asa fanorenana tsangambatom-piangonana (AMBOHIMANDROSO)
Koa mbola mangataka ny vavaka sy fanampiana amintsika rehetra ny amin'izay asa rehetra mbola ho atao🤗
Dia ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Haja,Dera,Laza Ary Voninahitra 🙏❤️

🙏 Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva 🙏Isaorana ny Tompo 😍 isaorana ihany koa ireo rehetra manaiky ho fitaovana eo...
08/10/2022

🙏 Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva 🙏
Isaorana ny Tompo 😍 isaorana ihany koa ireo rehetra manaiky ho fitaovana eo am-pelatanan'Andriamanitra ☺️
Mitohy ny Asa fanorenana ka Dia mbola mangataka vavaka avy amintsika hatrany ☺️
Mandray ihany koa izay mety ho tolon-tanana rehetra ho fampandrosoana ny asa ho Voninahitran'Andriamanita😍🤗
AnjomAnjomaran'ny FitiavanaaAnjomaran'ny Fitiavana

🙏 Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva 🙏Isaorana ny Tompo 😍 isaorana ihany koa ireo rehetra manaiky ho fitaovana eo...
19/08/2022

🙏 Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva 🙏
Isaorana ny Tompo 😍 isaorana ihany koa ireo rehetra manaiky ho fitaovana eo am-pelatanan'Andriamanitra ☺️
Mitohy ny Asa fanorenana ka Dia mbola mangataka vavaka avy amintsika hatrany ☺️
Mandray ihany koa izay mety ho tolon-tanana rehetra ho fampandrosoana ny asa ho Voninahitran'Andriamanitra☺️

Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina

❤️Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva❤️Fifaliana ny mampiseho ny ezaka efa vita ny @ fanorenana tsangambato fiango...
19/07/2022

❤️Andriamanitra no ankalazaina mandrakariva❤️
Fifaliana ny mampiseho ny ezaka efa vita ny @ fanorenana tsangambato fiangonana any Ambohimandroso 💒
Mbola mitohy ny asa ka mangataka vavaka hatrany 🙏 ary ihany koa mandray izay mety ho tolon-tanana avy amintsika mpianakavin'ny finoana ..

Misaotra ny Tompo fa afaka nametraka ny Vato Fehizoro ho amin'ny fananganana ny tranovatom-piangonana izay Tsangambato n...
11/06/2022

Misaotra ny Tompo fa afaka nametraka ny Vato Fehizoro ho amin'ny fananganana ny tranovatom-piangonana izay Tsangambato ny fankalazana ny faha 15taonan'ny Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina tany Ambohimandroso🙏
🤗

"Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva"Salamo 44:8aMisaotra ny Tompo fa nisokotra  ny fankalazana ny faha 15taonan'...
22/05/2022

"Andriamanitra no ankalazainay mandrakariva"
Salamo 44:8a
Misaotra ny Tompo fa nisokotra ny fankalazana ny faha 15taonan'ny Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina🙏
22 Mai 2022
Voninahitra ho an'Ilay Avo indrindra!!

Ankalazaina Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fidinana ifotony tany Ambohimandroso hanorenana ny tsangambato fa...
19/05/2022

Ankalazaina Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny fidinana ifotony tany Ambohimandroso hanorenana ny tsangambato fankalazana ny faha 15 taonan'ny Anjomaran'ny Fitiavana Toamasina

Address

Anjoma
Toamasina
501

Telephone

+261342650880

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A15-Anjomaran'ny Fitiavana 15em anniversaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share