24/05/2025
FOTOANA IZAO, MANANGONA NY AMPAKARINA ANDRIAMANITRA. MANOMANA AZY HO AMININ'ILAY FAMPAKARANA BE VONINAHITRA.
"Matio 24:28
Fa izay itoeran'ny faty, dia any no hiangonan'ny voromahery."
Manasa anao handre ny Teny tsy misy kilema:
Isaky ny alahady Maraina hariva @03 ora.
Toerana:akaikaikin'ny terrain seinthetique androranga Toamasina.
Whatsup, 0344198795