Paroasy DON BOSCO Toamasina - Mangarano II

Paroasy DON BOSCO Toamasina - Mangarano II Description à venir

07/12/2025
15/03/2025

Entraînement basket 🏀 ato amin'ny Don Bosco mahafinaritra ery

18/01/2025

Manomboka izy ity e
Mpianakavy miaramilalao, mahafinaritra ery

Vavaka hateloana ho an'ny isantokantrano, hiatrehana ny fetin'ny Fianakaviana Masina.
26/12/2024

Vavaka hateloana ho an'ny isantokantrano, hiatrehana ny fetin'ny Fianakaviana Masina.

24/08/2024

Manentana antsika hatrany ho tonga hilalao baolina ato amin'ny terrain basket Don Bosco

25/07/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Rozy Manuëlla, Andriamandroso Vololona

08/06/2024

Akory aby e
Handray olomaventy amin'ny fiangonana isika androany.
Hamangy antsika Kristianina eto amin'ny Paroasy Don Bosco ny kardinaly, hitafa amintsika izy manomboka amin'ny 03h00. Manainga sy manentana antsika Kristianina ho tonga maro, fa maro anie ny maniry te hihaona aminy e, fa isika androany manana fahafahana ny amin'izany.
Koa dia tongava daholo e.

21/05/2024

Akory aby e.
Efa akaiky dia akaiky ny andron'ny 25 sy 26 Mai hankalazantsika ny fetimpiangonana miaraka amin'ny Festival Farimbona.
Manentana antsika Kristianina rehetra hifanohana ka samy handray andraikitra sy hifanohana amin'ny fiomanana rehetra.
Izay tompon'andraikita rehetra, mila manao tatitra matetika isika mba hanamasaka ny fanomanana.

30/04/2024

Fahatsiarovana an'i Md Joseph rahampitso sady mpiaro ny Vondron-dehilahy eto amin'ny Paroasy. Asaina isika ho tonga maro amin'ny Lamesa maraina. Aorian'ny Lamesa ny fanombohana ny Volana ho an'i Masina Maria hiarahana amin'ny Ekipa Marialy eto amin'ny Paroasy.

Address

Toamasina

Telephone

+261383126167

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paroasy DON BOSCO Toamasina - Mangarano II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Paroasy DON BOSCO Toamasina - Mangarano II:

Share