Shepherdess - Fédération Madagascar Est

Shepherdess - Fédération Madagascar Est Page officiel pour les épouses des anciens et les épouses des pasteurs

10/08/2023

Deraina ny Tompo.voninahitra ho azy
Convention des épouses des pasteurs
Teto @ FME
Mirary soa ho azy Ireo havita bé amin' ny fanompoana

02/02/2023

Ampahafantarina antsika fa ny rahavavintsika SEDERA( vadin' ny PS.Micka Moramanga 2) dia namohy zandry vavy.Koa Dia Samia isika mitondra am- bavaka no sady hampahery Ireo fianakaviana
Ho anay ao amin' ny fikambanan' ny vadina mpitandrina eto amin' ny FME dia Mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana manontolo.Mahereza indrindra Tompoko fa Hoavy ilay maraina vaovao Dia Jesosy Kristy eny amin' ny rahon' ny lanitra.

Deraina ny Tompo fa afaka nihaona tamin' Ireo vadina mpitarika tao TSINJOARIVOMirary soa sy faherezana hoanareo amin' ny...
16/01/2023

Deraina ny Tompo fa afaka nihaona tamin' Ireo vadina mpitarika tao TSINJOARIVO
Mirary soa sy faherezana hoanareo amin' ny fanompoana

Deraina JesosyNy voninahitra Dia ho Azy irery ihanyTontosa soamantsara ny fihaonana, fivoriana izay nataon' ny départeme...
16/09/2022

Deraina Jesosy
Ny voninahitra Dia ho Azy irery ihany
Tontosa soamantsara ny fihaonana, fivoriana izay nataon' ny département Association pastorale sy ny SHEPHERDESS/PAKIA FME tany AMBATONDRAZAKA izay niarahana tamin' ny fianakavian' Ireo olomboahosotra ny 09,10,11 septembre teo.Mankasitraka ny rehetra :
Ireo pastora mianakavy
Ireo loholona mianakavy
Ireo diakona mianakavy
Ireo mambra tsotra mianakavy
Mankasitraka tompoko Dia mandrapihaona vetivety.Mirary SOA ho tahin' Ny Tompo daholo

Fifaliana hatrany no hizarana amintsika ny fitsidihana izay nataon'ny départemanta ny Association pastorale sy ny SHEPHE...
30/05/2022

Fifaliana hatrany no hizarana amintsika ny fitsidihana izay nataon'ny départemanta ny Association pastorale sy ny SHEPHERDESS.
Ny fivoriana rehetra dia natao tao Ambondrona distrika Amparafaravola ;nanotrona izany ireo olomboahosotra sy ny vadiny teo an toerana sy ireo olomboahosotra avy any @ distrika Ambodirano.
Mankasitraka an'Andriamanitra lehibe tamin'ny fandaminana rehetra
Mankasitraka tanteraka antsika olomboahosotra sy ny vadiny
Tsy hadino ihany koa isika mambra rehetra tao an_toerana
Ilay Tompontsika anie hitahiry ny hafanam-pontsika eo am-pamitana ny asa.Maranata.AMEN

Fifaliana no niarahan'ny Département  Association pastorale sy Shepherdess  tamin' ny  distrika FENERIVE EST ny Sabata 2...
24/04/2022

Fifaliana no niarahan'ny Département Association pastorale sy Shepherdess tamin' ny distrika FENERIVE EST ny Sabata 22 Avril; ny fivoriana Dia natao taty MAHANORO KELY.Deraina ny TOMPO satria afaka namarana lasa n'y tanora no sady nisy Fanahy 13 natao Batisa vokatrin' ny conférence nataon'izy ireo
Pasteur miisa 4 no any amin' izany faritra izany

Filazana Maika:Ilazana isika vadina pastora rehetra any amin'ny faritra sy ny manodidina ny FME fa ny 'Journal 1er editi...
15/04/2022

Filazana Maika:
Ilazana isika vadina pastora rehetra any amin'ny faritra sy ny manodidina ny FME fa ny 'Journal 1er editioń 'dia azontsika alaina ao amin' ny secretaire FME.Misaotra tompoko
Hoantsika vadina loholona sy talem_piangonana kosa indray dia antsoy ity laharana manaraka ity:0344561288.Misaotra tompoki

30/03/2022
27 Mars 2022Retraite spirituelle izay niarahana tamin'ireo vadina pasitora teto Tamatave tao amin' ny DATSARA.Tao ihany ...
28/03/2022

27 Mars 2022
Retraite spirituelle izay niarahana tamin'ireo vadina pasitora teto Tamatave tao amin' ny DATSARA.Tao ihany koa ireo izay efa nisotro ronono kanefa mbola nifampizara ireo traikefa
Nisy ihany koa ireo vadina pasitora izay nahatratra ny tsingerintaona ka notolorana fanomezana
Ny lohahevitra dia:“Mpiandry ondry vavy modely amin' ny fitarihana,mitaona ny mambra ho mpianatra,vonona hitsena an' i Jesosy”
Nahafinaritra ny fiarahana.
Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany ary fankasitrahana hoantsika rehetra nanatrika.

Address

Vohidrotra - 1ère à Droite Après Pont Ivoloina / 3.5km De Piste
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shepherdess - Fédération Madagascar Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Shepherdess - Fédération Madagascar Est:

Share