07/04/2026
🎉 EXCURSION LUNDI DE PÂQUE 2026🎉
💫
💫
💫
✨ Tsy EXCURSION TSOTRA… fa FIHAONANA @ FITIAVAN’ANDRIAMANITRA VELONA ❤️
🔥❤️Niaina isika:
❤️ FITIAVANA
😄 FIFALIANA
🤝 FIRAISAN-KINA
🔥 FO IRAY, SAINA IRAY
🔥❤️Tsy hay hadinoina koa:
🏊♂️ PISCINE PARTY
🎯 GRANDS JEUX & lalao maro
🏆 FIFANINANANA QUIZZ BIBLIQUE
🎶 FIDERANA & FIANKOHOFANA
🍽️ AGAPE
📖 WAOUH.......“Eny, tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina.” — Salamo 133:1
📖 “Fa izay mitoetra amin’ny fitiavana dia mitoetra ao amin’Andriamanitra.” — 1 Jaona 4:16 ---
🔥 Heyyyyaaaaa ....👉🏼Andao hiaraka aminay koa ianao @ manaraka
💙 Miandry anao izahay amin’ny manaraka !