27/06/2022
Mifarana indray iny ny taom-pikatrohana 2021-2022, nahavita ny anjarany ireo promotion teo. Noho izany dia malalaka indray ny toerana ho an'ireo tanora vonona hamaly ny antson'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fiainan-drelijiozy Oblats de Marie Immaculée.
Koa manasa ireo tanora mahatsapa fa voaantso amin'izany izahay,
Hisy ny lasy lehibe izay ho karakarainay eto Tamatave sy any Fianarantsoa amin'ny volana Aogositra ho avy io. Izay hanasana ireo izay ef nifandray taminay mba hifankafantarana bebe kokoa sy hahafantaran'ny ireo bebe kokoa ny fikambanana.
Koa raha mba misy faniriana ny amin'izany ary ianao tanora io dia manasa anao izahay hifandray amin'ny alalan'ity Page facebook ity.
Tanora 18 taona ka atramin'ny 25 taona no azo raisina.
Mirary soa ho antsika rehetra ee, 🙏🙏🙏