22/02/2026
FIADANANA NAMAKO ❤️
-MIARAHABA ANTSIKA JIABY
-ARY MAMPAHERY IREO NAMANA SY HAVANA IZAY RAVA-TRANO SY VERY FANANANA ARY NANANA FIANAKAVIANA NAMOY NY AINY TAMIN'INY RIVO-DOZA GEZANI INY
-HITONDRA VOATSIRAMBINY TANANA IZAY MIVADY ANDROANY HIZARA VARY AO AM ESPACE ALIAH HOTEL MANGARANO,,TONGAVA MAKA NY ANJARANAO INDRINDRA ILAY OLONA MAREFO SY TENA SAHIRANA NO
-HANAOVANAY AN'IZANY
-ELAELA AHO TSY HITA TETO AM PEJY SATRIA TAO ANATINY VAVAKA SY FIFADIANKANINA 28ANDRO IZAHAY KA
MIDITRA 21 JOUR ANDROANY NO VITANAY KA MANOMBOKA MAMARANA IZAHAY 28FEVRIER IZAO NO FARANY KA
-FARANANA AM BONNE ANNÉE EN PLEIN- HEUR ETSY A PANGALANA HIARAHANA MIFETY AM GROUPE DE LOUANGE FAHAZAVANA AVY ATO AM FIANGONANA VICTORY GLORY IHANY
-ARY NY ALAHADY 1ER MARS 2026 AM 9ORA MARAINA AO AM ESPACE ALIAH HOTEL MANGARANO IHANY KOSA NO ATAO NY TSO-DRANO MOMBA NY TAONA SY FAMARANANA NY FIFADIANKANINA HISY FIZARANA LAMBA SY M**O ARY JUS AMINIO FOTOANA IO
-NDAO HIVAVAKA SY HIFETY ARY HIFALY HIARAKA AMINAY,,MIARAKA AM JESOSY Izany FENO FIFALIANA SY FIADANANA FOANA ,TSY HANAVAHANA FIANGONANA TONGAVA MARO❤️❤️❤️