Winners Chapel Int'l Tamatave Madagascar

Winners Chapel Int'l Tamatave Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Winners Chapel Int'l Tamatave Madagascar, Religious organisation, Mangarano, Toamasina.

... Now, the hour has come to liberate the world from all oppressions of the devil, through the preaching of the word of faith, and i am sending you to undertake this task

31/08/2026
๐ŸšจTOROMARIKA๐Ÿšจ๐ŸšจINSTRUCTION๐ŸšจHo an'ny Mpandresy rehetra, manomboka izao ka hatramin'ny Alahady ho avy izao, misotroa "Hosotr...
24/08/2026

๐ŸšจTOROMARIKA๐Ÿšจ
๐ŸšจINSTRUCTION๐Ÿšจ

Ho an'ny Mpandresy rehetra, manomboka izao ka hatramin'ny Alahady ho avy izao, misotroa "Hosotra" kely alohan'ny hatory.

To every Winner: from now to next Sunday, take a shot of the oil to bed.

๐ŸšจVAOVAO TSARA! ๐Ÿ“ข ๐ŸšจNy fotoam-bavaka amin'ny antenantenan'ny herinandro amin'ny Alarobia faha 12 Aogositra ho avy izao dia...
11/08/2026

๐ŸšจVAOVAO TSARA! ๐Ÿ“ข ๐Ÿšจ
Ny fotoam-bavaka amin'ny antenantenan'ny herinandro amin'ny Alarobia faha 12 Aogositra ho avy izao dia FOTOAM-BAVAKA FANASANA TONGOTRA, io dia fivoriana miavaka izay hampitoetra ny fanapahantsika an'ireo aretina sy rofy.
โฐFotoana: amin'ny 5ora hariva
โ›ชToerana: Winners Chapel Int'l Tamatave, ambadiky ny hotel Fanjava Mangarano 1
Jesosy no Tompo!

๐Ÿ“ท02-08-26Fotoam-pivoriana "Ranonoram-pitahiana mivatravatra" ๐ŸŒง๏ธ, sady Fivoriam-pisaorana Showers of Blessings ๐ŸŒง๏ธ and Tha...
04/08/2026

๐Ÿ“ท02-08-26
Fotoam-pivoriana "Ranonoram-pitahiana mivatravatra" ๐ŸŒง๏ธ, sady Fivoriam-pisaorana

Showers of Blessings ๐ŸŒง๏ธ and Thanksgiving Service

01/08/2026

๐Ÿšจ๐Ÿ“ข VAOVAO TSARA!!!! ๐Ÿ“ข๐Ÿšจ
Noho ny amin'ny Tanan'Andriamanitra , izay niaraka tamintsika sy niasa teo amintsika , na amin'ny Maha fiangonana na amin'ny Maha isambatan'olona. Dia mendrika ny Dera sy ny Laza Ary ny Fisaorana rehetra Andriamanitra.
koa noho izany , rahampitso Alahady 02 Aogositra 2026 dia ambara fa " Fivoriam-bavaka Fidirana ara-paminaniana, no Sady fotoam-bavaka Fisaorana "
Tongava Maro , Ary zarao amin'ny hafa ny vaovao!

Ohabolana 22:6"Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany."๐Ÿ“ท2...
28/07/2026

Ohabolana 22:6
"Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany."
๐Ÿ“ท26-07-26
๐ŸŽ“JBS GRADUATION ๐ŸŽ“

๐Ÿ“ท26-07-26๐Ÿ†•๐ŸŒ… Latabatra ben'ny Maraim-baovao, Sady Fivoriam-pisaorana sy Fanokanana manokanaNEW DAWN BANQUET & THANKSGIVIN...
27/07/2026

๐Ÿ“ท26-07-26
๐Ÿ†•๐ŸŒ… Latabatra ben'ny Maraim-baovao, Sady Fivoriam-pisaorana sy Fanokanana manokana
NEW DAWN BANQUET & THANKSGIVING SERVICE ๐Ÿ†•๐ŸŒ…

๐Ÿ“ท19-07-26๐ŸŽAndro Fanekena ho an'ny Fahitana fitia ๐ŸŽ๐ŸŽ Covenant Day of Favour ๐ŸŽ
20/07/2026

๐Ÿ“ท19-07-26
๐ŸŽAndro Fanekena ho an'ny Fahitana fitia ๐ŸŽ
๐ŸŽ Covenant Day of Favour ๐ŸŽ

๐Ÿ“ท28-06-26 (hariva)WONDERS OF WORSHIP ๐ŸŽ™๏ธ๐ŸŽผ๐Ÿ•Š๏ธ
01/07/2026

๐Ÿ“ท28-06-26 (hariva)
WONDERS OF WORSHIP ๐ŸŽ™๏ธ๐ŸŽผ๐Ÿ•Š๏ธ

๐Ÿ“ท28-06-26 (hariva)WONDERS OF WORSHIP ๐ŸŽ™๏ธ๐ŸŽผ๐Ÿ•Š๏ธHo an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!Thank you for Worshipping with ...
01/07/2026

๐Ÿ“ท28-06-26 (hariva)
WONDERS OF WORSHIP ๐ŸŽ™๏ธ๐ŸŽผ๐Ÿ•Š๏ธ

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!
Thank you for Worshipping with us ๐Ÿค—!

Dia ahoana?๐Ÿคง
Zah anie efa niteny ehh, perte tena perte ianao Raha tsy tao...

Asiana hafa indray amin'ny manaraka sa tsy asiana ๐Ÿ˜?

Address

Mangarano
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Winners Chapel Int'l Tamatave Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Winners Chapel Int'l Tamatave Madagascar:

Shortcuts

Share