FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy

FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy, Religious Center, Toamasina.

🎉 **Feno hafaliana sy fahombiazana ny Arendrina Party 2026!** 🇲🇬✨Mankasitraka antsika rehetra tonga maro sy nandray anja...
26/06/2026

🎉 **Feno hafaliana sy fahombiazana ny Arendrina Party 2026!** 🇲🇬✨

Mankasitraka antsika rehetra tonga maro sy nandray anjara tamin'ity lanonana ity. Noho ianareo dia lasa fotoana nahafinaritra, nahafaly ary tsy hay hadinoina ny fankalazana.

Ny fihomehezana, ny dihy, ny hira, ny afon-dasy ary ny fandefasana arendrina dia nampiray antsika tao anatin'ny firaisankina sy ny fifankatiavana.

🙏 Misaotra indrindra anareo rehetra, ireo mpandray anjara, mpiara-miombon'antoka ary ny ekipa rehetra niara-nikarakara. Mirary ny hihaona indray amin'ny hetsika manaraka!

**Hazavao ny alina, ankalazao ny fahafahana!** ❤️🤍💚
FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy

⏳ 2 andro sisa a !🔥 ARENDRINA PARTY 2026 🇲🇬🏮Efa akaiky ny fotoana hiarahana mankalaza ny fetin'ny Fahafahana ao anatin'n...
22/06/2026

⏳ 2 andro sisa a !

🔥 ARENDRINA PARTY 2026 🇲🇬🏮

Efa akaiky ny fotoana hiarahana mankalaza ny fetin'ny Fahafahana ao anatin'ny hafaliana sy firaisankina!

🎤 Karaoké Géant 💃 Zumba 🔥 Afon-dasy goavana 🎶 Artistes surprises 🎁 Arendrina maimaim-poana ho an'ireo 50 tonga voalohany

📅 Alarobia 24 Jona 2026 🕠 Manomboka amin'ny 5:30 hariva 📍 Tokotanin'ny Fiangonana

⚪🔴🟢 Dress code : Fotsy - Mena - Maitso

🏮 Ento ny Arendrinalao (Vita Gasy na Sinoa) dia andao hiara-hankalaza!

✨ Hazavao ny alina, ankalazao ny fahafahana!

FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy

🙏✨ Tratran’ny Pantekoty ✨🙏Mirary fahasoavana sy fiadanana ho antsika rehetra amin’izao Pantekoty izao 🕊️❤️Enga anie ny F...
24/05/2026

🙏✨ Tratran’ny Pantekoty ✨🙏
Mirary fahasoavana sy fiadanana ho antsika rehetra amin’izao Pantekoty izao 🕊️❤️
Enga anie ny Fanahy Masina hanazava sy hitarika ny diantsika isan’andro.
🔥 “Avia ry Fanahy Masina, havaozy ny fonay!” 🔥

📸 SELFIE DIABE 100 TAONAAlaivo selfie miaraka amin’ny DIABE ary zarao eto amin’ny Facebook 📱Ataovy Public ny publication...
15/05/2026

📸 SELFIE DIABE 100 TAONA

Alaivo selfie miaraka amin’ny DIABE ary zarao eto amin’ny Facebook 📱
Ataovy Public ny publication ary asio hashtag :
👉

✨ Andao haneho amin’ny rehetra ny hafaliana sy ny firaisankina amin’ity faha-100 taona ny fiangonantsika ity!

✅️Fotoana tsy hanam-paharoa☄️Anio tokoa ity lalao am-piralahiana izay ho tanterahanay ao @ Kianja Synthétique Androranga...
07/02/2026

✅️Fotoana tsy hanam-paharoa☄️
Anio tokoa ity lalao am-piralahiana izay ho tanterahanay ao @ Kianja Synthétique Androranga💯 Lalao baolina kitra ⚽️ hifanandrinan'ny FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy 🆚️ sy ireo membres bureau permanent PAROASY NOTRE DAME DE LOURDES Toamasina Madagasikara (ofisialy) . koa tongava maro ,manomboka 🕕18h💪Ndao ary eee

✅️FANKALAZANA MANETRIKETRIKA NY JOBILY FAHA 50 TAONA NY FTP (Fivondronan'ny Tanoran'ny Paroasy) EKAR NOTRE DAME DE LOURD...
27/01/2026

✅️FANKALAZANA MANETRIKETRIKA NY JOBILY FAHA 50 TAONA NY FTP (Fivondronan'ny Tanoran'ny Paroasy) EKAR NOTRE DAME DE LOURDES .

"Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'iny fahadiovana."
1 Timoty 4:12

📌Sary fanehoana andiany 1️⃣

J-3, Entinay hamaranana ny fankalazana faha 50 taona ny FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy Koa manasa...
22/01/2026

J-3, Entinay hamaranana ny fankalazana faha 50 taona ny FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy Koa manasa antsika Kristianina rehetra hiaraka hiombom-bavaka aminay mandritra ny Sorona Masina ny Alahady izao amin'ny 6 ora maraina ao amin'ny PAROASY NOTRE DAME DE LOURDES Toamasina Madagasikara (ofisialy) 🙏

Address

Toamasina

Telephone

+261340396812

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FTP Paroasy Notre Dame de Lourdes Toamasina -Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share