Mamaly vavaka NY TOMPO

Mamaly vavaka NY TOMPO Fitondrana am-bavaka sy fijoroana vavolombelona

HOATSIKA AO  .๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช  !!!๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™   aminy alalan'ny   sy  .*Ento izay marary sy manana olana, fa tsy maintsy miova ny fiainanao....
14/08/2026

HOATSIKA AO .

๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช !!!

๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ aminy alalan'ny sy .

*Ento izay marary sy manana olana, fa tsy maintsy miova ny fiainanao.

Sabotsy 22 Aogositra 2026!
Manomboka @ 9 Ora maraina mandra-paharivan'ny andro.

Hoatsika rehetra ato; aza misalasala manafatra entana izay ilainao ao amin'ity pejin'ny   ity, fa nanandrana nanafatra e...
12/08/2026

Hoatsika rehetra ato; aza misalasala manafatra entana izay ilainao ao amin'ity pejin'ny ity, fa nanandrana nanafatra entana aman-polony za f tena afa-po tanteraka.
Na eto Toamasina na any aminy faritra .

๐Ÿ™ Mirary soa indrindra.

FIANGONANA APOKALYPSY  !!!๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช  ; 3iem Anniversaire.โœ๏ธ   miaraka aminayeeeh.=> Sabata 01/08/26!!!*Fampaherezana *Vavaka *...
25/07/2026

FIANGONANA APOKALYPSY !!!

๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช ; 3iem Anniversaire.

โœ๏ธ miaraka aminayeeeh.

=> Sabata 01/08/26!!!

*Fampaherezana
*Vavaka
*Fanasitranana.

๐Ÿ™ " Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hatohitra antsika" Rom8:31.

Amboary dieny izao ny programanao !!!.

Fotoana miavaka  sabotsy hoavy izao ao  .Ndao   miaraka aminayeeeh.
14/07/2026

Fotoana miavaka sabotsy hoavy izao ao .

Ndao miaraka aminayeeeh.

"Aza mijery ny haben'ny fahavalonao, fa jereo ny haben'ilay Mpanampy anao, dia Jehova Andriamanitrao" Rom8:31.Anjaratsik...
25/06/2026

"Aza mijery ny haben'ny fahavalonao, fa jereo ny haben'ilay Mpanampy anao, dia Jehova Andriamanitrao" Rom8:31.

Anjaratsika any Ampihaonana indray izao ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

 Notanterihina ny sabata faha 20 Jiona 2026 ny hetsika   andiany fahatelo.   โœ๏ธFiangonana Apokalypsy   niaraka nandray i...
21/06/2026



Notanterihina ny sabata faha 20 Jiona 2026 ny hetsika andiany fahatelo.
โœ๏ธFiangonana Apokalypsy niaraka nandray ity hetsika hoentina mandrava sy fiatrehana ny ho avy ity.

๐Ÿ‘‰ Anisan'ny nozaraina tao ny "Fahaizana miatrika ny anio fa tsy manahy ny ampitso".

Nambaran'ny tompon' andraikitra fa ny "Stress" na fanahiana na ny tebiteby momba ny hoavy no mamono ny herinao anio.

Hoy izy hoe: " Aza avela halain'ny ampitso ny fiadananao anio".

=> Ny omaly efa lasa ka tsy azo hiverenana, ny ampitso mbola tsy fantatra ka tsy azo tazomina. Ny anio aloha no hatrehana ampatokiana hoy izy, fa ny famahana ny olanao anio no fomba tsara indrindra hanomanana ny ampitso (Matio6:34).

๐Ÿ™Santionan'ny solika nozarain'i tety Fanandrana io ka hita fa faly ny vahoaka. Masoandro nody no nisarahana.

๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™ Nampiarahina taminy vavaka maro samihafa io fotoana io. Tsy adino no nizara vatomamy hoany rehetra taminy fotoam-piravร na.

Fiangonana Apokalypsy indray no handray aminy volana ambony.

Ndao hiaraka  .  NY FOTOANA
15/06/2026

Ndao hiaraka .

NY FOTOANA

10/06/2026

Ohabolana 4:23
"Arovy ny fonao mihoatra noho ny zavatra rehetra tokony harovana; fa avy ao aminy no ivoahan'ny aina."

09/06/2026

Salamo 51:10
"Mamorรฒna fo madio ato anatiko, Andriamanitra รด; ary havaozy ato anatiko ny fanahy mahitsy."

Hoatsika ao Antananabo sy Fanandrana indray izao.
30/05/2026

Hoatsika ao Antananabo sy Fanandrana indray izao.

Address

Aranta
Toamasina

Telephone

+261342845998

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamaly vavaka NY TOMPO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Mamaly vavaka NY TOMPO:

Shortcuts

Share