Apokalypsy Karmela Fandresena

Apokalypsy Karmela Fandresena Fiangonana Apokalypsy

Arahabaina ny RENY rehetra.Homba anareo mandrakariva anie Jehovah 🎉🎈.Mirary soa indrindra
31/05/2026

Arahabaina ny RENY rehetra.Homba anareo mandrakariva anie Jehovah 🎉🎈.Mirary soa indrindra

30/05/2026

Sabata 30 Mai 2026
-30 taona nanosorana ho mpitandrina ny Pasteur Mailhol André Christian Dieu Donné
-Tsingerin-taonan'ny faha 20 taonan' ny fanambadiany
-Fiarahabana tsingerin-taona nahaterahany

https://www.facebook.com/100082263875461/posts/959347600150694/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
13/04/2026

https://www.facebook.com/100082263875461/posts/959347600150694/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v

📢 FITSIDIHANA FIANGONANA 🙏✨

Ho avy indray izahay !

📍 Rendez-vous ao amin'ny F.A.M Karmela Fandresena

🗓️ Sabata 16 Mai ho avy izao
9h - 17h

Vidim-pidirana : 000 ariary

➡️ Araho tsy tapaka ny pejy satria hisy fitsidihana fiangonana hataonay manomboka eto, ary ny fiangonana voalohany hotsidihinay dia :

⛪ F.A.M Karmela Fandresena
(Ampitan'ny Lycée technique TOAMASINA)

🎙️ Lohahevitra : "RAY BE FITIA"
*Na nandalo fandravana aza isika dia tsy midika izany fa halany isika fa tiany sy havaoziny indray*

Hohazavaina sy hotantaraina amin’izany ny halehiben’ny fitiavan’Andriamanitra Ray antsika, ny famindram-pony, ny fikarakarany ary ny fitiavany tsy misy fetra ❤️

📖 "Tahaka ny itiavan’ny ray ny zanany no itiavan’i Jehovah izay matahotra Azy." — Salamo 103:13

🙏 Tongava maro hiara-hidera sy handray fitahiana.

Groupe SalFA en Live 16 Mai 2026

✨ Aza adino ny manaraka ny pejy ho an’ny vaovao rehetra.

07/04/2026

Misaotra sy mankasitraka ireo rehetra niaraka nanatanteraka iny asa fitoriana tao Ambolomadinika Toamasina.Ho an' Andriamanitra irery ny voninahitra 🙏

05/04/2026
05/04/2026

Asa fitoriana eto Ambolomadinika Toamasina

05/04/2026

Mbola mitohy ny asa fitoriana eto Ambolomadinika Toamasina izay karakarain'ny fiangonana Apokalypsy Karmela Fandresena anio manomboka @ 2 ora tolakandro.

Pasteur RAKOTOMALALA Perraudin Filoha rezionaly Toamasina sy ny loholona Mamy Andrianasolo
29/03/2026

Pasteur RAKOTOMALALA Perraudin Filoha rezionaly Toamasina sy ny loholona Mamy Andrianasolo

Mankasitraka ireo Mpitendry
29/03/2026

Mankasitraka ireo Mpitendry

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Apokalypsy Karmela Fandresena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Apokalypsy Karmela Fandresena:

Shortcuts

Share