25/05/2022
Mifampitondrà izay mavesatra: Fotoana fifampitondrana ambavaka eto amin'ny toby Anjarasoa Tanambao V Toamasina ny alakamisy 26 mai 2022 izao amin'ny 6 ora- 7ora. Anasana anao. Raha misy antom-bavaka manokana dia afaka mandefa hafatra mp! Tia anao ny Tompo Jesosy!