CFC Mangarano II - Communauté Fraternelle Chrétienne - Église

CFC Mangarano II - Communauté Fraternelle Chrétienne - Église CFC (Communauté Fraternelle Chrétienne)
Date de naissance : 3 juillet 1989

Pentecôte 2026🎉🎉🎉
26/05/2026

Pentecôte 2026🎉🎉🎉

Voninahitra ho an'Andriamanitra,Natomboka ampinoana ny asa, Manantena antsika rehetra itondra ambavaka sy anohana amin'n...
06/05/2026

Voninahitra ho an'Andriamanitra,
Natomboka ampinoana ny asa,
Manantena antsika rehetra itondra ambavaka sy anohana amin'ny lafiny rehetra, mba ho vita haingana ny trano Fiangonana.

Nandrava ny cyclone, Jesosy kosa hanao zava-baovao.Ndao hiara hietsika ampinoana, hanamboatra ny trano Fiangonana, satri...
26/04/2026

Nandrava ny cyclone, Jesosy kosa hanao zava-baovao.
Ndao hiara hietsika ampinoana, hanamboatra ny trano Fiangonana, satria mahay manao ny zavatra rehetra ilay Andriamanitra ivavahan'tsika.🙏🙂🙏

Pâque 2026, mirary fety sambatra miaraka amin'Jesosy Krsisty Tompo.
05/04/2026

Pâque 2026, mirary fety sambatra miaraka amin'Jesosy Krsisty Tompo.

30/03/2026

TSARA B TANORA👍👍👍

29/03/2026
Ftoambavaka alahady 29/03/2026.
29/03/2026

Ftoambavaka alahady 29/03/2026.

22/03/2026

Alahady 22/03/2026, isaorana ny Tompo fa manomboka miverina amim'ny laoniny ny Fiangonana, isaorana koa ianareo rehetra nanampy taminy fanarenana.

Cyclone Gezani. Miroso ny asa fanarenana. Misaotra an'izay efa nanampy, ary manentana anareo rehetra izay mbola anampy, ...
21/02/2026

Cyclone Gezani. Miroso ny asa fanarenana. Misaotra an'izay efa nanampy, ary manentana anareo rehetra izay mbola anampy, amin'ny fanarenana ny trano Fiangonana. Mvola Pr MOSA Bernard +261344198827

Address

Toamasina
501

Telephone

+261344198827

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFC Mangarano II - Communauté Fraternelle Chrétienne - Église posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to CFC Mangarano II - Communauté Fraternelle Chrétienne - Église:

Share