Célestin Fanomezantsoa pejy ofisialy

Célestin Fanomezantsoa pejy ofisialy Ho tahiana mihoatra ianao tompoko.

🫵Mbola eto Antananarivo😅Tsy misy hoe rahoviana mody ? 🙄🤭Tsy misy hoe rahoviana miakatra aty Antananarivo ?🙄🥰Misy fotoana...
21/08/2026

🫵Mbola eto Antananarivo

😅Tsy misy hoe rahoviana mody ? 🙄
🤭Tsy misy hoe rahoviana miakatra aty Antananarivo ?🙄

🥰Misy fotoana kely aho eto, aoka tsy hifanome tsiny rehefa mody aho hoe tsy mba miakatra aty Antananarivo 🤭😅

😏sary tsy nahazo alalana🤭

Fiangonana Apokalypsy Fiadanana RN3 Avaradrano sabata izao mihaona 🙏
12/08/2026

Fiangonana Apokalypsy Fiadanana RN3 Avaradrano sabata izao mihaona 🙏

Mafinaritra olo roa reto 🥰Misaotra anareo nisy ho anay 💙❤️ 🥰
11/08/2026

Mafinaritra olo roa reto 🥰
Misaotra anareo nisy ho anay 💙❤️

🥰

APOKALYPSY 30 Taona🥰sary tokana ihany no mba azoko🥱😄  😍
08/08/2026

APOKALYPSY 30 Taona🥰

sary tokana ihany no mba azoko🥱😄


😍

Polo 30 ème 🥰Misy karazany roa izy ao fa mila manao "commende"Tel: 034 08 093 05♨️Tsy mamaly mp satria tsy zaho no tompo...
03/08/2026

Polo 30 ème 🥰
Misy karazany roa izy ao fa mila manao "commende"
Tel: 034 08 093 05

♨️Tsy mamaly mp satria tsy zaho no tompony🙏

🥹 Eo amin'izay tsisy azo aleha...manao lalana Izy(Andriamanitra) 💙🤍 🙏Rendez-vous 8 Août_ KIANJAN'NY BAREA 🤍💙
19/07/2026

🥹 Eo amin'izay tsisy azo aleha...manao lalana Izy(Andriamanitra) 💙🤍

🙏
Rendez-vous 8 Août_ KIANJAN'NY BAREA 🤍💙

💙🤍 MPAMINANY MAILHOL SY NY FIANGONANA APOKALYPSY 💙🤍🎉Ho fanomanana ny faha- 30 taona,🎆📝 08 Aogositra 2026...- Nidina ifot...
14/07/2026

💙🤍 MPAMINANY MAILHOL SY NY FIANGONANA APOKALYPSY 💙🤍
🎉Ho fanomanana ny faha- 30 taona,🎆
📝 08 Aogositra 2026...
- Nidina ifotony nanao ny fandaminana sy ny fikarakarana ary ny fanomanana rehetra teny amin'ny kianjaben'ny Barea Mahamasina ny Pst Mailhol sy ny delegasiona rehetra androany Talata 14 Jolay 2026 ...

sary: Bozy refame

Address

1 Rue Ravoahangy Ester, Anjoma Lava
Toamasina

Telephone

+261345681044

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Célestin Fanomezantsoa pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Célestin Fanomezantsoa pejy ofisialy:

Shortcuts

Share