29/04/2026
Miarahaba mambra rehetra,
Miantso vonjy ny namantsika Chef Régis (MARGAY Ordonné), mambra AMAF Antanamarina, distrika ato amintsika Salazamay nohon'ny aretina izay mahazo azy ka nahatonga azy niditra hopitaly indray nanomboka omaly, ao @ PPH (Ex-Maternité) Hopitaly Be, Chambre n°09.
Ireto avy no ilainy:
- Mpiandry marary na andro na alina (Ity ny tél-n'ny vadiny 034 45 607 99 ho an'izay vonona)
- Tolo-tanana/Fanampiana/Vola (Ity ny MVola-ny: 034 44 001 61 ), tsara raha miantso mialoha ny andefasana ny fanampiana azafady.
Amin'ny fotoan-tsarotra no ahafantarana ny tena namana sy ny namanamana, ka andeha isika re hanampy azy.
Partage MAX 🙏🙏🙏