Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato

Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato Fivondronana Andriafo faha 92, sampana iray ao amin'ny FJKM Tanjombato Maritiora (SAMPATI) | Faritany Analamanga Atsimo

17/06/2026

๐Ÿ˜‰โณโ€ฆ

Ary Jesoa Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitraโ€” Mark...
14/05/2026

Ary Jesoa Tompo, rehefa niteny taminy, dia nampiakarina ho any an-danitra ka nipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra

โ€” Marka 16 : 19
mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra oh ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡

๐Ÿ• VITASOA NY LASY  MAMIRATRA lasy TselatraLasy Sampana Mavo , Maintso Mena teto : Imaintsoanala Ambohimangakely Voninahi...
08/05/2026

๐Ÿ• VITASOA NY LASY MAMIRATRA
lasy Tselatra

Lasy Sampana Mavo , Maintso Mena
teto : Imaintsoanala Ambohimangakely

Voninahitra ho anโ€™Andriamanitra irery ihany nahafana nanatanteraka izany lasy izany ๐Ÿ’› nandritra ny 3 andro , izay notanterahina ny 10-11-12 avril lasa teo

๐Ÿ™๐Ÿ™Ankasitrahana ireo rehetra izay nandray anjara taminโ€™ity lasy ity : ny Ekipa rehetra eto anivon' ny Fivondronana, sy ny mpiandraiktra ary ny Beazina rehetra izay tonga nanao zava-dehibe izany ๐Ÿ’›๐Ÿ’›๐Ÿ’›



Finaritra oh๐Ÿฅฐ"Ataovy mpianatro ny firenena rehetra "mat 28:18bLasy TSELATRA ๐Ÿ˜‹โค๏ธโœจ๐Ÿ•๏ธ๐ŸฅฐIsaorana an'Andriamanitra lehibe fa v...
08/05/2026

Finaritra oh๐Ÿฅฐ
"Ataovy mpianatro ny firenena rehetra "mat 28:18b
Lasy TSELATRA ๐Ÿ˜‹โค๏ธโœจ
๐Ÿ•๏ธ๐Ÿฅฐ

Isaorana an'Andriamanitra lehibe fa vita soamantsara ny lasy tselatra izay tontosain'ny Tily ANDRIAFO 92 em TANJOMBATO tao Imerikiasinina ny 01mai ka hatramin'ny 03 mai 2026 .๐Ÿ˜Šโšœ๏ธ
Indro ary misy fintina an-tsarin'izany LASY izany
๐Ÿ’›_Eclaireur๐Ÿ’š_Decouverteโค๐Ÿ•๏ธ๐ŸŒฒ๐ŸŒณ
_maitso_menafify๐Ÿ’›๐Ÿ’šโคโšœ๏ธ
-Tanjombato-Maritioraโ›ช

Fintina antsary ny hetsika notanterahana ny alahady 19 aprily 2026 teny amin'ny FJKM Morarano Fiderana ho fanomezam-boni...
20/04/2026

Fintina antsary ny hetsika notanterahana ny alahady 19 aprily 2026 teny amin'ny FJKM Morarano Fiderana ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ๐Ÿ˜‡๐Ÿ“ท

Entoana dia mirary soa hatrany ny fivondronana eny antoerana ary misaotra tamin'ny fanasana satria mahatsiaro ho manana namana mpiara mihazakazaka tsy nanadino ๐Ÿ™

๐Ÿ€๐€๐Š๐Ž๐'๐๐˜ ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ฌ๐‘ฒ๐‘ฌ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ & ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ ARY FAMARANANA NY FANKALAZANA NY FAHA 40 TAONA NIJOROAN'NY ANDRIAFO๐Ÿ€...
15/04/2026

๐Ÿ€๐€๐Š๐Ž๐'๐๐˜ ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ฌ๐‘ฒ๐‘ฌ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ & ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ ARY FAMARANANA NY FANKALAZANA NY FAHA 40 TAONA NIJOROAN'NY ANDRIAFO๐Ÿ€
"NY HAZO TSARA REHETRA DIA MAMOA VOA TSARA"mat 7:17a
"๐˜ˆ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข" ๐˜”๐˜ข๐˜ต๐˜ช๐˜ฐ 28:19๐˜ฃ
โ›ช๐—™๐—๐—ž๐—  ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ
๐Ÿ‘‰ ๐‘ด๐’Š๐’‚๐’“๐’‚๐’‰๐’‚๐’ƒ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’Š๐’“๐’‚๐’“๐’š ๐’”๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’๐’‚๐’‰๐’‚๐’—๐’Š๐’•๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’†๐’Œ๐’†๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’‡๐’‚๐’๐’๐’๐’๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐‘ป๐’๐’๐’Š๐’‚
๐Ÿ™ Ny herinโ€™Andriamanitra anie hanampy anareo amin'izany.
soa fa teo ise ,ilaina ise ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป

27/03/2026

"๐—ก๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ" ๐— ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ ๐Ÿณ,๐Ÿญ๐Ÿณ๐—ฎ

Andriafo, fanilo miraikitra ny fahatsiarovana, tsangam-batonโ€™ny asa efa vita.
Andriafo mitahiry ny Fihezahana-Fihavanana-Fahamasinana, manilo ny dia, ary mampita fanabeazana
Lalana lavitra no naleha, adidy maro no nisahanina, antso maro no niantsorohana.
40 taona izao ny ANDRIAFO, fa mbola mijoro hanasoa ny olona ary mamaly ny antsonโ€™ny Tompoโ˜บ๏ธโœŠ๐Ÿผ

๐Ÿ“†Ny 29 Martsa 2026 izao no famaranana ny hetsika fankalazana izany.
โ›ช๏ธ FJKM Tanjombato Maritiora
Hisy ny :
โšœ๏ธ Varotra sy Fampiratiana ny asa-tananโ€™ny Beazina
โšœ๏ธ Varotra Panier Fruit
โšœ๏ธ Ny ariva hisy afom-pifaliana

๐Ÿ€๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ฌ๐‘ฒ๐‘ฌ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ & ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ ๐Ÿ€๐˜๐˜ฐ ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ด๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข"  ๐˜๐˜ ๐˜›๐˜ช๐˜ฎ 3.17"๐˜ˆ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข...
25/03/2026

๐Ÿ€๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ฌ๐‘ฒ๐‘ฌ๐‘ต๐‘จ ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘จ๐‘ต๐‘ซ๐‘น๐‘จ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ & ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘ถ๐‘ณ๐‘ถ๐‘น๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ป๐‘ถ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ ๐Ÿ€
๐˜๐˜ฐ ๐˜ท๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ด๐˜ข ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ณ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข" ๐˜๐˜ ๐˜›๐˜ช๐˜ฎ 3.17
"๐˜ˆ๐˜ต๐˜ข๐˜ฐ๐˜ท๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ช๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฉ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข" ๐˜”๐˜ข๐˜ต๐˜ช๐˜ฐ 28:19๐˜ฃ
Fifaliana ho an'ny mpitandrina sy ny komitim-pivondronana ao amin'ny ๐—™๐—๐—ž๐—  ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ - ๐—™๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐—™๐—ข ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿต๐Ÿฎ ny manasa antsika rehetra hifanotrona amin'izy ireo ny amin'ny fanekena Mpiandraikitra sy Fanolorana Tonia.
Toy iza ary ny andinindininy:
๐Ÿ”น๐—”๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿฎ๐Ÿต ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ฌ๐š ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ - @ ๐Ÿต ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ
โœจ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ธ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ
๐Ÿ“๐—™๐—๐—ž๐—  ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ
Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika fa mitombo hatrany ny mpanompony ary hitondra am-bavaka azy ireo isika mba ho tontosa soa ny fotoana.
Tena hery lehibe ho azy ireo ny fanotronantsika.
๐Ÿ•Š๏ธ Enga anie ny Fanahy Masina hitarika sy hanamafy azy ireo, aminโ€™ny asa fanompona hirosoany, ho voninahitrโ€™Andriamanitra;

Miofana mba ho tonga : V.O.A tsaraVavolombelon'i Jesoa Kristy๐Ÿ™๐Ÿ˜‡Olompirenena vanona ๐Ÿซ‚Andrin'ny fianankaviana ๐Ÿ’ช
26/01/2026

Miofana mba ho tonga : V.O.A tsara
Vavolombelon'i Jesoa Kristy๐Ÿ™๐Ÿ˜‡
Olompirenena vanona ๐Ÿซ‚
Andrin'ny fianankaviana ๐Ÿ’ช

"Ataony eo antanany ny fahazavana ,dia tondroiny amin'ny zavatra tsy maintsy hiantefany"fiofanana loholona Mpiandrikitra...
18/01/2026

"Ataony eo antanany ny fahazavana ,dia tondroiny amin'ny zavatra tsy maintsy hiantefany"
fiofanana loholona
Mpiandrikitra sy beazina sampana mena
tily andriafo 92e

Address

FJKM Tanjombato Maritiora
Tanjombato
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share