Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana

Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana, Religious organisation, Talata-Volonondry.

FJKM Mamoriarivo Fitiavana
12/09/2024

FJKM Mamoriarivo Fitiavana

💠 Seho an-tsary ny   isakin'ny Alahady faharoa sady Fifidianana nanavaozana ny Birao  . ✳️ Alahady 08 Septambra 2024💠  F...
09/09/2024

💠 Seho an-tsary ny isakin'ny Alahady faharoa sady Fifidianana nanavaozana ny Birao . ✳️ Alahady 08 Septambra 2024💠 FJKM Mamoriarivo Fitiavana

❤️ FJKM Mamoriarivo Fitiavana  🌟  Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana ✨ " Miorina amin'ny Finoana ny Mpino " ...
03/09/2024

❤️ FJKM Mamoriarivo Fitiavana 🌟 Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana ✨ " Miorina amin'ny Finoana ny Mpino " ✳️ > : 15, 16 ✨ isakin'ny Alahady Faharoa Sady 🗳️ sy BIRAO ( Filoha 1; Filoha mpanampy 2; Mpitantsoratra PV 1; Mpitantsoratra vola 1; Mpitahiry vola 1; Mpanolotsaina 1 ) 🗓️ ALAHADY 08 SEPTAMBRA 2024 ao @⛪ 🕤@ 9 Ora sy sasany. 🙏Entàno ny & .❤️

✨IVON'NY 🎊  ✨🗓️Sabotsy 17/08/2024 @🕐 1 Ora tolakandro: tsaka rano, manaingo ny Tranovato, mamono omby.🗓️Alahady 18/08/20...
16/08/2024

✨IVON'NY 🎊 ✨
🗓️Sabotsy 17/08/2024 @🕐 1 Ora tolakandro: tsaka rano, manaingo ny Tranovato, mamono omby.
🗓️Alahady 18/08/2024 @🕘 9 Ora maraina: Fanompoam-pivavahana ao @ farananana @ fandraisana Fanasan'ny Tompo.
🍛Aorian'ny : 🎉 Fideran'ny Taranaka.❤️ Entano ny fianakaviana & Taranaka.🙏 FJKM Mamoriarivo Fitiavana Manentana antsika rehetra ho tonga.🤝

⚜️   ⚜️  Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny malalanay ✝️   ( Edy)  ✝️ Di...
08/08/2024

⚜️ ⚜️ Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana anareo fa ny malalanay ✝️ ( Edy) ✝️ Dia natsoin'ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 08 Aogositra 2024 teo. Ny nofony Dia hiala ao Ankadindratombo ny Alahady 11 Aogositra 2024 @ 12 Ora atoandro ary entina hanomezam-boninahitra ao FJKM Mandroseza Ankadindratombo Miray MAMI alohan'ny hametrahana azy ao - Talatavolonondry. FJKM Mamoriarivo Fitiavana Fiangonana Fjkm Mamoriarivo Fitiavana

♦️Seho an-tsary ny   isakin'ny Alahady faharoa Sady  . ♥️ Alahady 14 Jolay 2024 FJKM Mamoriarivo Fitiavana       Amefia ...
14/07/2024

♦️Seho an-tsary ny isakin'ny Alahady faharoa Sady . ♥️ Alahady 14 Jolay 2024 FJKM Mamoriarivo Fitiavana Amefia SA Mamoriarivo Fitiavana i♦️

Fitsidihana Zanaky ny Fiangonana any ampielezana Amparafaravola. FJKM Mamoriarivo Fitiavana
13/07/2024

Fitsidihana Zanaky ny Fiangonana any ampielezana Amparafaravola. FJKM Mamoriarivo Fitiavana

❤️ FJKM Mamoriarivo Fitiavana      - 🌟  Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana   💐✨ " Miaraha mandeha amin'ny To...
11/07/2024

❤️ FJKM Mamoriarivo Fitiavana - 🌟 Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana 💐✨ " Miaraha mandeha amin'ny Tompo Andriamanitrao " ✨ isakin'ny Alahady Faharoa Sady 🎉Misy Toriteny an-kira iarahana Amefia SA Mamoriarivo Fitiavana 🗓️ALAHADY 14 JOLAY 2024 ao @⛪ 🕤@ 9 Ora sy sasany. Mitarika Teraka ; manao 5 minitra Teraka Julienne Ary mamaky Soratra Masina Teraka . Entàno ny & .❤️

❤️Alahadin'ny Mpitandrina ❤️Alahady 07 Jolay 2024   FJKM Mamoriarivo Fitiavana
02/07/2024

❤️Alahadin'ny Mpitandrina ❤️Alahady 07 Jolay 2024 FJKM Mamoriarivo Fitiavana

Address

Talata-Volonondry
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka am-pielezana FJKM Mamoriarivo Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share