FJKM Ampary Famonjena

FJKM Ampary Famonjena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FJKM Ampary Famonjena, Religious organisation, Ampary, Soavinandriana.

Alatsinainy 27 Mars 2023
25/03/2023

Alatsinainy 27 Mars 2023

24/03/2023
Ho famitànaAdidy iombonana anatiny sy ivelany ary Akany Ho an'ny Fiangonana 2023
20/03/2023

Ho famitàna
Adidy iombonana anatiny sy ivelany ary Akany
Ho an'ny Fiangonana 2023

05/11/2018

Trotroy am-bavaka ny vadin'i Mpitandrintsika fa marary izy.

03/03/2015

efa manomboka izao ny fanavaozana ireo biraon'ny sampana,manentana antsika tsirairay mazoto ho amin'izany mba handray andraikitra izay sahaza azy avy araka ny antson'ny Tompo
22 février 2015 Fanavaozana Birao VFL (@ 2ora)
1 mars 2015 Fanavaozana Birao SA (@ 2ora)
Fanavaozana Birao AFF (@ 4ora)
8 mars 2015 Fanavaozana Birao SLK (@ 2ora)
Fanavaozana Birao SVM (@ 4ora)
15 mars 2015 Fanavaozana Birao SAFIF (@ 2ora)
Fanavaozana Birao STK (@ 4ora)
22 mars 2015 Fanavaozana Birao SAMPATI (@ 2ora)
Fanavaozana Birao Dorkasy (@ 4ora)
12 avril 2015 Fanavaozana Diakona
19 avril 2015 Fanavaozana Birao Ezaka
Fanavaozana Birao Reniny
26 avril 2015 Fankatoavana eo amin'ny Mpandray ny Fanasan'ny Tompo ireo Birao voafidy
Fifidianana Mpadini-bola olona telo (03) eo amin'ny Mpandray
Mey 2015 Fiofanan'ny Diakona sy ny Birao rehetra

24/02/2015

Miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo Jesoa, misy sehatra iray ity mba hifaneraserantsika zanaky ny Fiangonana sy ny Zanaka Am-pielezana rehetra ary ireo Kristiana rehetra mba hampandrosoantsika ny asam-piangonana sy ireo vaovao tsara ho fantatra rehetra. Niezaka ny nanokatra fotsiny aho fa mbola hifampidinihina amin'ireo tompon'andraikitra isan-tokony.
Mampahery antsika ary manantena fifaneraserana matetika.
Hoamintsika ny Tompo
6 personnes atteintes
Mettre en avant
FJKM Ampary Famonjena
Je n’aime plus · · Partager
FJKM Ampary Famonjena, Pisou Zaitinay, Hery Nasandratra Andrianirina, Ditra Lahatrinipianina et 2 autres personnes aiment ça.
FJKM Ampary Famonjena

Écrire un commentaire...

Appuyez sur Entrée pour publier.

Hery Nasandratra Andrianirina finaritra hatrany miaraka ;misaotra an' se Saad e,"noho izany rehetraretra izany no isaorako an'se indray androany fa voaraiko ré misaotra indrindra ré fa n'aiza2 d ho tsaroko ise.tahin Tompo DHL
Je n’aime plus · Répondre · 1 · 21 février, 18:11

Address

Ampary
Soavinandriana
119

Telephone

+261338446689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ampary Famonjena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share