Mia MODE

Mia MODE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mia MODE, Soavinandriana.

17/06/2026
mp🥰
09/06/2026

mp🥰

Efa akaiky Zao ny fête de père zareo ann, mp aingana fa ataoko mora be n'y cadeau an' i papa🤗🥰
08/06/2026

Efa akaiky Zao ny fête de père zareo ann, mp aingana fa ataoko mora be n'y cadeau an' i papa🤗🥰

ao daolo ve ny mpanaraka ny pejy oo🥰🤗
08/06/2026

ao daolo ve ny mpanaraka ny pejy oo🥰🤗

✨ T-SHIRT PERSONNALISÉ DISPONIBLE ✨Mitady T-shirt ho an'ny:    🎉 Famadihana  ⛪ Fiangonana  🎓 Fête scolaire  👨‍👩‍👧‍👦 Asso...
08/06/2026

✨ T-SHIRT PERSONNALISÉ DISPONIBLE ✨
Mitady T-shirt ho an'ny:
🎉 Famadihana
⛪ Fiangonana
🎓 Fête scolaire
👨‍👩‍👧‍👦 Association
🏢 Entreprise
🎂 Anniversaire,
Maro samihafa ve ianao???🥰
Izahay dia mandray commande sur mesure araka ny logo, soratra na sary tianao hatao.
✅ Kalitao tsara ✅ Vidiny mirary ✅ Misy loko sy taille maro ✅ Livraison azo atao
📩 Alefaso aminay ny maquette-nao na ny hevitrao dia ataonay ho zava-misy.
En Mp

♥️♥️27 000Ar♥️♥️✨ Fer à lisser RAF 2 en 1 ✨🇲🇬💁‍♀️ Manatsotra volo & manao boucles amin’ny appareil iray !✅ Fonction 2 en...
05/06/2026

♥️♥️27 000Ar♥️♥️
✨ Fer à lisser RAF 2 en 1 ✨
🇲🇬💁‍♀️ Manatsotra volo & manao boucles amin’ny appareil iray !
✅ Fonction 2 en 1 : lissage sy bouclage
✅ Plaque nano céramique : malama tsara sady miaro ny volo
✅ Hafanana hatramin’ny 210°C : mafana haingana, mahomby
✅ Câble mihodina 360° : mora ampiasaina, tsy mifatotra
✅ Maivana sy mora entina
📏 Dimensions :
• Halavan’ilay appareil : 29 cm
• Halavan’ny plaque : 9 cm
• Halavan’ny fil : 1,80 m
💇‍♀️ Mety amin’ny karazana volo rehetra

🇫🇷💁‍♀️ Lissage parfait & belles boucles avec un seul appareil !
✅ Fonction 2 en 1 : lissage & bouclage
✅ Plaques nano céramique : glisse parfaite et protection des cheveux
✅ Température jusqu’à 210°C : chauffe rapide et efficace
✅ Câble rotatif à 360° : utilisation pratique sans torsion du fil
✅ Design léger et ergonomique pour un usage quotidien
📏 Dimensions :
• Longueur de l’appareil : 29 cm
• Longueur des plaques : 9 cm
• Longueur du câble : 1,80 m
💇‍♀️ Convient à tous types de cheveux

🚴‍♂️ Livraison en ville à partir de 3 000Ar
☎️ 0388560267
efa réel io an

Address

Soavinandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mia MODE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share