Soatanana FFSM

Soatanana FFSM "MITORIA NY FILAZANTSARA AMIN'NY OLOMBELONA REHETRA" TOBIN' i JEHOVAH

le 24 Mai 2026Sary t@ ny Culte androany tompoko
24/05/2026

le 24 Mai 2026

Sary t@ ny Culte androany tompoko

indreto sary vitsivitsy t@ fanolorana ireo nanolo tena ho katekomena sy ireo vahiny namangy atsika teto Soatanàna tompok...
24/05/2026

indreto sary vitsivitsy t@ fanolorana ireo nanolo tena ho katekomena sy ireo vahiny namangy atsika teto Soatanàna tompoko

24/05/2026

24 Mai 2026
Ny andron' ny Pentekosta

24/05/2026
Izay nisy nahatadidy koa atsika dia namangy atsika teto Soatanana dada Razafimahazo mpiara miasa fahiny t@ Fifohazana te...
15/05/2026

Izay nisy nahatadidy koa atsika dia namangy atsika teto Soatanana dada Razafimahazo mpiara miasa fahiny t@ Fifohazana teto Soatanana

15/05/2026

Fandehanan' ny mpivory ho any Ambodirano Andremizaha

15/05/2026

Indreto tompoko video kely t@ nandehanana ireo mpivory tany Ambodirano Andremizaha

le 3 Main 2026Mbola faly koa anay tompoko, mamoaka ny sarin' ny Fanjakan' Andriamanitra teto Soatanana: fanokanana mpian...
03/05/2026

le 3 Main 2026
Mbola faly koa anay tompoko, mamoaka ny sarin' ny Fanjakan' Andriamanitra teto Soatanana: fanokanana mpiandry,.diakona sy pastora. Misy 6 no isany pastora ary 10 ny mpiandry sy diakona

le 2 Mai 2026Mbola Faly indray anay tompoko mampiseho ireo vahiny namangy atsika teto Soatanàna
02/05/2026

le 2 Mai 2026

Mbola Faly indray anay tompoko mampiseho ireo vahiny namangy atsika teto Soatanàna

Address

SOATANANA FIANARANTSOA
Soatanana Ii
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soatanana FFSM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Soatanana FFSM:

Shortcuts

Share