Chaine d'Honnêteté

Chaine d'Honnêteté Tambazotran’ny Kristiana Malagasy miady amin'ny kolikoly sy ny fahalovana eto Madagasikara

10/08/2026
💢🤔 "Raha mandefitra amin'ny fahotana IRAY ny taranaka IRAY, ny taranaka handimby azy dia  hankalaza ilay fahotana, ary n...
27/07/2026

💢🤔 "Raha mandefitra amin'ny fahotana IRAY ny taranaka IRAY, ny taranaka handimby azy dia hankalaza ilay fahotana, ary ny taranaka manaraka dia tsy hahalala intsony hoe fahotana izany!". John C. Ryle (traduction IAA)

Ary ny taranakao ? …
Am-bava omana, am-po mieritreritra !

Soava ny herinandro miaraka amin’ny Tompo ! 🙏

👑 Fahatsiarovana ny 20 jolay 1869. Nametrahan-dRanavalona II ny vatofehizoron’ny tempoly Anatirova. Mopera Prospère RATO...
19/07/2026

👑 Fahatsiarovana ny 20 jolay 1869. Nametrahan-dRanavalona II ny vatofehizoron’ny tempoly Anatirova.

Mopera Prospère RATOVOMANANARIVO, Talen’ny Gazety Lakroa, namaofy ny hoe : « Kristiana mitondra ny VIE CHRISTIQUE eo anivon’ny fiaraha-monina » ✝️🕊️

📌 Manasa anao ry havana ! Samy mahaliana na ny lohahevitra na ny mpandaha-teny 💯Ahafantarana hoe ahoana marina no hiaina...
14/07/2026

📌 Manasa anao ry havana !
Samy mahaliana na ny lohahevitra na ny mpandaha-teny 💯

Ahafantarana hoe ahoana marina no hiainana ny ady amin'ny kolikoly eo amin'ny andavanandronao ? Taomy ary ny namana e !

Address

5 Làlana Rainandriamampandry
Soarano
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chaine d'Honnêteté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Chaine d'Honnêteté:

Shortcuts

Share