Rantsana Fanantenana FJKM Soanierana

Rantsana Fanantenana FJKM Soanierana FJKM Soanierana Sampana Vokovokomanga

Classical Concert - Contemporary style✨ BRING US HOPE ✨Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifal...
01/06/2026

Classical Concert - Contemporary style
✨ BRING US HOPE ✨

Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina.

— Romana 15 : 13

Ny 𝐑𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐉𝐊𝐌 𝐒𝐨𝐚𝐧𝐢𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 dia faly manasa anao ho tonga hanotrona ny concert tanterahin'izy ireo ho fiderana an'Andriamanitta sy ho fankalazana ny iray volana manga !

📅 Alahady 21 jona 2026
⏰ 03 Ora tolakandro
📍 FJKM Soanierana

Miaraka amin'ireo zava-maneno maro isan-karazany :
🎹 Piano
🎻 Violon
🪈 Clarinette

Tsy misy vidim-pidirana.

✨ Tongava maro ho voninahitr'Andriamanitra ! ✨

✨ MPANDRESY NY TOMPO ✨« Dia nivoaka avy teo anatin'ny afo Sadraka sy Mesaka ary Abednego... fa tsy misy andriamani-kafa ...
01/04/2026

✨ MPANDRESY NY TOMPO ✨

« Dia nivoaka avy teo anatin'ny afo Sadraka sy Mesaka ary Abednego... fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy tahaka izao. »
💌 Daniela 3 : 26b, 29b 💌

Mirary volana Aprily feno fahasoavana ho antsika rehetra, ho velona ao am-pontsika tsirairay anie ny Tompo.

22/01/2026

« 𝓜𝓲𝓭𝓮𝓻à 𝓪𝓷'𝓐𝓷𝓭𝓻𝓲𝓪𝓶𝓪𝓷𝓲𝓽𝓻𝓪 𝓮𝓸 𝓪𝓶𝓲𝓷'𝓷𝔂 𝓯𝓲𝓽𝓸𝓮𝓻𝓪𝓷𝔂 𝓶𝓪𝓼𝓲𝓷𝓪 ... 𝓐𝓸𝓴𝓪 𝓲𝔃𝓪𝔂 𝓻𝓮𝓱𝓮𝓽𝓻𝓪 𝓶𝓪𝓷𝓪𝓶-𝓹𝓸𝓯𝓸𝓷𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓼𝓪𝓶𝔂 𝓱𝓲𝓭𝓮𝓻𝓪 𝓪𝓷'𝓲 𝓙𝓮𝓱𝓸𝓿𝓪𝓱. 𝓗𝓪𝓵𝓮𝓵𝓸𝓲𝓪. »
💌 ꜱᴀʟᴀᴍᴏ 150 : 1ᴀ, 6 💌

Ny 💚 𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗩𝗢𝗞𝗢𝗩𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 💚 ao amin'ny ⛪ 𝙵𝙹𝙺𝙼 𝚂𝙾𝙰𝙽𝙸𝙴𝚁𝙰𝙽𝙰 ⛪ dia faly manasa antsika mpianakavin'ny finoana rehetra hiara-hifanotrona amin'izy ireo amin'ny alalan'ny hetsika, kaonseritra masina, izay hanasana ny Ampifitia ny 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟐𝟐 𝐅𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 ho avy izao manomboka amin'ny 2 𝙤𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙨𝙖𝙨𝙖𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙡𝙖𝙠𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 ao amin'ny 𝗙𝗝𝗞𝗠 𝗦𝗼𝗮𝗻𝗶𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮.

✨ Izany dia ho 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 azy ireo amin'ny 𝗲𝘇𝗮𝗸𝗮 𝗰𝗹𝗮𝘃𝗶𝗲𝗿 ho an'ny ℝ𝕒𝕟𝕥𝕤𝕒𝕟𝕒 𝔽𝕒𝕟𝕒𝕟𝕥𝕖𝕟𝕒𝕟𝕒 𝔽𝕁𝕂𝕄 𝕊𝕠𝕒𝕟𝕚𝕖𝕣𝕒𝕟𝕒.

🟩 𝖪𝗈𝖺 𝗍𝗈𝗇𝗀𝖺𝗏𝖺 𝗆𝖺𝗋𝗈 𝖺𝗋𝗒, 𝖿𝖺 𝗇𝗒 𝖺𝗂𝗆-𝗉𝖺𝗇𝖺𝗁𝗒 𝗁𝗈 𝖺𝗓𝗈, 𝗇𝗒 𝖺𝖽𝗂𝖽𝗒 𝗁𝗈 𝗏𝗂𝗍𝖺 𝖺𝗋𝗒 𝗇𝗒 𝖺𝗌𝖺𝗇'𝖠𝗇𝖽𝗋𝗂𝖺𝗆𝖺𝗇𝗂𝗍𝗋𝖺 𝗁𝗈 𝗍𝗌𝖺𝗋𝖺 𝗍𝗈𝗁𝖺𝗇𝖺. 😉

🎫 Tapakila tsotra : 3.000 Ar
🎟️ Famandrihana : 10.000 Ar

☎️ Fanazavana Fanampiny :
034 10 602 68
034 33 898 10
034 24 284 84

SOLI DEO GLORIA

16/01/2026

Iza ary ? 😁
Amin'ny 22 Febroary 2026 ho avy izao ny fotoana 😉
Hiaraka hihira isika, hiaraka hidera 😍

Tongava maro !!!

✨ « Izao no lazain'i Jehovah, izay nanavotra anao sady namorona anao hatrany am-bohoka: Izaho no Jehovah Izay manao ny z...
31/12/2025

✨ « Izao no lazain'i Jehovah, izay nanavotra anao sady namorona anao hatrany am-bohoka: Izaho no Jehovah Izay manao ny zavatra rehetra, Izaho irery no manenjana ny lanitra; Ny tenako ihany no mamelatra ny tany » ✨
💌 Isaia 44 : 24 💌

“Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo.”

Taona vaovao. Volana vaovao. Lohahevitra ☺️

Misaotra an'Andriamanitra Lehibe isika noho ny amin'izany. 🥹

Izahay ato amin'ny Rantsana Fanantenana FJKM Soanierana kosa dia mirary taona 2026 zina eo ambany fahasoavan'ny Tompo ho anao sy ny ankohonanao. 💞

Peace !!!

Address

Fjkm Soanierana
Soanierana
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rantsana Fanantenana FJKM Soanierana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share