Jeunesse Adventiste Ambositra

Jeunesse Adventiste Ambositra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeunesse Adventiste Ambositra, Religious organisation, Sandrandahy.

02/04/2019
Lasy BST (Basic Staff Training), natao tany Sandrandahy ny 02, 03, 04 Mars 2018, izay notarihin'ny Chef Anaconda Actif (...
04/03/2018

Lasy BST (Basic Staff Training), natao tany Sandrandahy ny 02, 03, 04 Mars 2018, izay notarihin'ny Chef Anaconda Actif (Pasteur Tefison Theophile ) ,President du Departement de la Jeunesse FMS.
199 ireo mpilasy, ary 355 ireo mpiofana.
Ny Voninahitra anie hoan'Andriamanitra rery ihany.

08/12/2015

Cloture @ Sabata 19 Desambra 2015, sady fizarana certificat grade oan'izay afaka fanadinana t@ ity taona ity!

08/11/2015

Vita soamantsara ny SORTIE TECHNIQUE nataon'ny JA Ambositra tandroany
120 no isan'ny mpandray anjara
Tena nahafapo tanteraka ny zavatra rehetra vita
Mbola halefa eto ihany ny sary @ fotoana mampety azy.
Allez-Y JA Ambositra!

Address

Sandrandahy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunesse Adventiste Ambositra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share