Communication Distrika Salazamay

Communication Distrika Salazamay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Communication Distrika Salazamay, Religious organisation, Salazamay.

Miarahaba sahady ny  ,mirary fety sambatra ho antsika amin'izao ankatoky ny Sabata izao Lioka 1:42-Voatahy samy vehivavy...
30/05/2026

Miarahaba sahady ny ,mirary fety sambatra ho antsika amin'izao ankatoky ny Sabata izao

Lioka 1:42-Voatahy samy vehivavy hianao Ary voatahy ny hateraky ny kibonao

Nandritran'ny Sabata 16 May 2026 dia samy nankalaza ny Journée Mondiale des Aventuries tany amin'ny Fiangonana tsirairay...
17/05/2026

Nandritran'ny Sabata 16 May 2026 dia samy nankalaza ny Journée Mondiale des Aventuries tany amin'ny Fiangonana tsirairay ny teto amin'ny Distrika Salazamay...

Alahady 17 May kosa dia niaraka nankalaza niaraka teto am Filao Beach Tahity-kely ny Aventurier teto amin'!ny Distrika Salazamay...

Izany fotoana izany dia tontosa soa aman-tsara noho ny fifanohanana niarahan'ireo cheftaine sy chef mpiandraikitra ny Mpisantatra isam-piangonana izay tarihin'ny CD Aventurier Casarca Diligente (Cheftaine Ninon)...

Nanotrona ity fotoana ity ihany koa moa ny Staff Aventurier avy eo anivon'ny Federasiona Madagasikara Atsinanana ( Cheftaine Pygargue Efficiente sy Cheftaine Monica)

nahafinaritra Tokoa ny fotoana ee...

ny Ankizy nahazo fahafinaretana moa ny mpitarika nahazo toromarika miaraka ho fampandrosoana ity fikambana mamintsika ity ...

17/05/2026
Mirary sabata feno Fitsaharana ho antsika rehetra ❤️miarahaba ny Mpisantatra ihany koa amin'izao andro manerantany ho an...
16/05/2026

Mirary sabata feno Fitsaharana ho antsika rehetra ❤️

miarahaba ny Mpisantatra ihany koa amin'izao andro manerantany ho anareo izao❤️

Mba ho tontolo andro feno fifaliana ho anao anie ity andro fiomanana amin'ny Sabata ity ...Mirary ny soa sy ny Tsara ho ...
15/05/2026

Mba ho tontolo andro feno fifaliana ho anao anie ity andro fiomanana amin'ny Sabata ity ...

Mirary ny soa sy ny Tsara ho antsika rehetra ...

Misafidy ny Lalana Marina ... Pasteur Ranala MaranathaPasteur Ranala IsaacFoyer Social Foulpointe17 - 22 Mai 2026 Tsy mi...
07/05/2026

Misafidy ny Lalana Marina ...

Pasteur Ranala Maranatha
Pasteur Ranala Isaac

Foyer Social Foulpointe
17 - 22 Mai 2026

Tsy misy vidim-pidirana

Hitahy ny asany anie Andriamanitra

Nahavita ny hazakazaka i Marolahy Regis na i chef Margay Ordoné ,Chef Guide anisan'ireo izay tena nahavitrika raha teto ...
04/05/2026

Nahavita ny hazakazaka i Marolahy Regis na i chef Margay Ordoné ,

Chef Guide anisan'ireo izay tena nahavitrika raha teto amin'ny Distrika Salazamay , ary manao izay azony atao foana amin'ny resaka tanora ...

rehafa niady mafy tamin'ny aretina izy dia lasa niala sasatra ny sabata 2 Mai 2026 (11:15 alina)

Mankasitraka antsika rehetra izay niara nisalaha...
Mankasitraka ireo mpitondra am-bavaka
Mankasitraka ireo nanao garde rehetra
Mankasitraka ireo mpanatitra sakafo
Mankasitraka ireo mpanohana rehetra

Chef Regis moa dia efa nitantana ny fiangonana Advantista Tahity kely ary tao amin'ny Fiangonana Advantista Antanamarina izy izao namarana ny fiazakazahany izao...

mankasitraka antsika tanora rehetra eto Toamasina ihany koa tamin'ny fiaraha-mientana tamin'ny fandefasana ny razana any an-tanindrazana...

Ny lesona tsara napetrany anie ho fitaovana mahomby entintsika hatrany handroso amin'ny fanarahana an'Andriamanitra...

Trotroy am-bavaka hatrany ny vadiny sy ny fianakaviany

.A

" Journée Pastorale "J-9👉Sabbat 06 Desembre 2025
27/11/2025

" Journée Pastorale "

J-9

👉Sabbat 06 Desembre 2025

Fotoan-tsika manaraka. Vita Journée Pastorale
23/11/2025

Fotoan-tsika manaraka. Vita Journée Pastorale

Address

Salazamay

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communication Distrika Salazamay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share