FJKM Namahora Aumônerie Hôpital - Morondava.

FJKM Namahora Aumônerie Hôpital - Morondava. Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia. Amen! Salamo 150:6

Fanompoam-pivavahana anio 14 JONA 2026Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo.
14/06/2026

Fanompoam-pivavahana anio 14 JONA 2026
Manapaka amin'ny fahefany ny Tompo.

08/06/2026
FANOMPOAM-PIVAVAHANA ANIO 31 MAY 2026. FJKM Namahora Aumônerie Hôpitaly
31/05/2026

FANOMPOAM-PIVAVAHANA ANIO 31 MAY 2026.
FJKM Namahora Aumônerie Hôpitaly

MiarahabaFampianarana maimaimpoana hoan'ireo ankizy sy tanora hiatrika fanadinam-panjakana.Taranja: MATH- PC Fotoana: Ta...
22/04/2026

Miarahaba
Fampianarana maimaimpoana hoan'ireo ankizy sy tanora hiatrika fanadinam-panjakana.
Taranja: MATH- PC
Fotoana: Talata/ Alarobia/ Zoma @ 5 ora sy sasany hariva.
Toerana: Fjkm Namahora Aumônerie Hôpitaly
Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy. — Filipiana 4 : 13

Address

Namahora Sud/Morondava
Morondava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Namahora Aumônerie Hôpital - Morondava. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share