22/05/2026
السلام عليكم و رحمة الله وبركاته
Agnambara isika mpino Islam iaby eto Morondava fa ny Swalat Eid Tsika dia hatao ao @ STADE Manapenitra ny Alarobia 27 Mai 2026 manomboka @ 7h 30 tsy diso!!!!
Tongava maro fa io no hanehoantsika ny firaisankina Tsika!!!!
Tonga Aloha mba hialana @ fahatarana!!!!!!