25/12/2025
Tanana havia!
FANAMBARANA OFISIALY (27/12/2025)
Ny fivondronana faha 55, dia manambara anareo fianakaviambe n'y skoto TOM, fa noho ny antony manokana, izay tsy azo hialana, MBA ho:
-fanajana ireo ahiahy ny Rad
-fanajana ny safidin'ireo mpanao tsinontsinona
-famaliana ny hetahetan'ny Rad
-ny fiarovana ny tsy hisiany fifamaliana sns
-mba tsy hivoan'ny skoto hanatanteraka ny asa ho fampandrosoana
-sy n'y sisa sy n sisa
Dia, hakatona tsy ho hisy skoto intsony ao Ziona vaovao Morondava.
fa ny Fam Ariela (Ankazoabo) no misalotra ny fivondronana faha 55 eto Morondava.
Natao izao fanambarana izao, mba hialana ny olana samihafa aorian'io fanakatonana io.
---------Ny zoky rehetra eto 55----------