11/02/2026
Finaritra daholo isika rehetra Tompoko ! arahabaina nahatafita ny fandalovan'ny cyclone, mampahery ireo naratra sy simba fanana! Noho ny fandaminana Dia afindra ao amin'ny Fjkm Ambohitranjavidy famonjena ny Herinandro fianakaviana anio Alarobia hariva amin'ny 06 Ora. Ny manomboka rahampitso tsy miova n'y toerana efa nalahatra , hatramin'ny alahady . Mifampilaza, mifampivavaka, Ampitapitao!