19/05/2026
Tanora ô,.
Mba tianareo ve ilay miaraka aminay ?
Sitrakareo ve ny fisianay ?
Afaka ny mba hanatevina anay ve ianareo?
Nareo Tanora rehetra nge izany e😊 izay mahatsapa tena fa tanora ka na 60 taona aza ianao fa anaty fahatanjahana dia mbola tanora foana.
mba manaova présence hoe izay mba tanora ato.
Tsy hanavana an iza n iza ilay fotoana fohy hiarahantsika io fa natao hiraisantsika rehetra fo sy saina eo am.fanatrehan Andriamanitra sy ny présence du Saint Esprit mihitsy izy io.
" Iray ihany isika ao amin'ny Kristy Jesoa"