Fiangonana Apokalypsy Marovoay

Fiangonana Apokalypsy Marovoay Fanambarana ny vaovao misy eto anivon'ny fiangonana manerana ny rezionaly Marovoay

10/07/2026

08 AOGOSITRA 2026
🏟️ KIANJA BAREA 🏟️
MAHAMASINA

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona ny FAM MANERANTANY ny Rezionaly Marovoay izay tarihin'ny Pasteur Randriamahefa...
13/04/2026

Ao anatin'ny fankalazana ny faha 30 taona ny FAM MANERANTANY ny Rezionaly Marovoay izay tarihin'ny Pasteur Randriamahefa Georges Rolland mivady .

Fiderana,vavaka maro samihafa; ireo no nandravaka ny sabata 11 Aprily 2026, izay fihaonambe Rezionaly natao teto Atsatramira Marovoay

Niampy 18 mianadahy indray ny mponin'ny lanitra izay natao batisa.

Ny voninahitra anie hoan'Andriamanitra irery ihany.

Lohahevitry ny Vavaka eo amin'ny Antsasaky ny herinandro 2026
24/03/2026

Lohahevitry ny Vavaka eo amin'ny Antsasaky ny herinandro 2026

Fihaonambe Rezionaly ANTANANARIVOSabata 07 Martsa 2026
26/02/2026

Fihaonambe Rezionaly ANTANANARIVO
Sabata 07 Martsa 2026

22 febroary 2026Nandao antsika izy, nodimandry io maraina io, vita ny fanompoany, mankahery manokana ny fianaviana sy ir...
22/02/2026

22 febroary 2026
Nandao antsika izy, nodimandry io maraina io, vita ny fanompoany, mankahery manokana ny fianaviana sy ireo akaiky azy rehetra. Anisan'ny nahatanteraka ny fihazakazahany izy, raha mahatsiaro azy ianao, dia ndeha hibanjina sy hanohy ilay hazakazaka efa natombony ho fankaherezana ireo fianakaviany, sy hanatanteraka ny soratra masina hoe miaraha ory amin'izay ory,
"...... Aoka hitomban-dahy....."

Filazana avy amin'ny fitondram-piangonana foibe
13/02/2026

Filazana avy amin'ny fitondram-piangonana foibe

Filazana avy amin'ny fitondram-piangonana foibe.

Nohon'ny fandaminana dia HAMANGY NY FIANGONANA APOKALYPSY AMBOHIMARINA NY RAY AMAN-DRENY PASTEUR MAILHOL MIVADY NY SABATA 14 FEBROARY 2026
HIRESAKA SY HAMPAHERY MAHAKASIKA FANAMPIANA NY TRABOINA Tamin'ny RIVODOZA GEZANI SY FITIA .KOA NOHO IZANY TSY MANKENY AMIN'NY FAM AMBOHIMANGAKELY INDRAY IZY FA ENY AMBOHIMARINA ITAOSY

Filazana sy fampahafatarana
13/02/2026

Filazana sy fampahafatarana

Address

Atsatramira
Marovoay

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiangonana Apokalypsy Marovoay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share