Afafi-Fet Misiona Marovoay

Afafi-Fet Misiona Marovoay Fikambanana masina Afafi-fet Misiona Marovoay

JMJ MADA XI TOAMASINANahemotra @ taona 2027 ary mbola ho ampahafantarina ihany ny date tsy ho ela araka ny fanapahan-kev...
21/02/2026

JMJ MADA XI TOAMASINA
Nahemotra @ taona 2027 ary mbola ho ampahafantarina ihany ny date tsy ho ela araka ny fanapahan-kevitr'ireo EVEKA RAY AMAM-PANAHINTSIKA
ANTONY:Nohon'ny loza voajanahary izay nisy tao ka maro ireo tsaboina sy fiatraikany isan-tokantrano ary ny fahapotehany tanàna n'y Toamasina.
Samia ary manohy mivavaka mandritran'izao karemy izao hoan'ny Toamasina sy ho an'i JMJ MADA XI TOAMASINA 2027

🗓️ Indro ampitaina amintsika ny fandaharam-potoana amin'ny fiatrehantsika ny adidy farany amin'i RP Odon, Aomônie Nasion...
19/07/2023

🗓️ Indro ampitaina amintsika ny fandaharam-potoana amin'ny fiatrehantsika ny adidy farany amin'i RP Odon, Aomônie Nasionaly.

Entanina isika rehetra haneho fiombonana, fiaraha-mivavaka ho an'ity Raiamandrenintsika ity.

Mifampivavaka hatrany isika! 🙏🙏

05/10/2022
13/03/2022

Address

Marovoay
416

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Afafi-Fet Misiona Marovoay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Afafi-Fet Misiona Marovoay:

Share